Hiran'ny SERASERA

21. Fiffi ( 15/01/2007 20:29)
Aino: ka tsy aiko fa tokony hoe vao ho foronina le izy koh !
simplex: :-D:-D:-D io kosa ve de mety ? ka ny gasy rehetra mino aho fa mahafantatra an'io daholo de isakin'ny misy misiosioka an'io ve de hoe mpikambana sera2 ? :roll:
22. lapino ( 16/01/2007 14:28)
Tsy aleo ve hoe:

Jereo ange ity gidro, ity gidro lava fe
yo yo yo, miam miam :wink:
23. booboo ( 16/01/2007 14:30)
:-D:-D
24. Fiffi ( 16/01/2007 14:43)
:-D:-D:-D
25. sitlo ( 16/01/2007 18:15)
simplex:

andininy voaloha @ hiran'ny serasera:

ho ho ho
madama anie manjamanja :!::!::!:



etam-be etam-be
26. Fiffi ( 16/01/2007 18:20)
de aiza le hira eh ! :roll:
27. caprio ( 16/01/2007 23:46)
fiffi:tena tsara ilay hevitra fa aiza anefa no heverinao fa hinarana azy io,fa raha ny tonon-kira dia mety mahita hiany fa ilay fomba hiarahana mianatra azy mintsy no tena blem ko
28. fiderana ( 17/01/2007 06:31)
raha manana i Fiffi dia alefaso hianaranay ary fa tena mba manja kosa aloha raha izany ê!,mifankahita @ signal rehefa mba eny rehetra eny=D=D=D=D=D
29. Fiffi ( 17/01/2007 08:15)
fiderana: zay indrindra manko......saingy hoe @ fomba ahoana tokoa no hihanarana azy ? sa ve hoe raha omen'i caprio ny tonony de misy manao ny feony de enrezistréna @ kasety de mba henohina ao @ radio vazo gasy ? de mba samy maheno daholo ny namana ?
30. caprio ( 18/01/2007 13:04)
Aleo aloha ary hiresaka @namana ao @tarika jobily weber de ho hita eo izay atao fa miankina @fahavononantsika hiany io
31. Fiffi ( 18/01/2007 13:16)
caprio: de afaka foronontsika miaraka koa ny tonony .:)
32. diamondra27 ( 18/01/2007 15:41)
simplex:

andininy voaloha @ hiran'ny serasera:

ho ho ho
madama anie manjamanja :!::!::!:
yo yo yo

:°)



tiko be madama ô
yo yo yo
:-P:}:}:*


33. caprio ( 20/01/2007 00:06)
fiffi:enao no tompon'ny soson-kevitra dia etsiketseho ary fa ataon-tsika io dia refa vonona de mba andefaso hafatra ny ankizy izay te andray anjara e
34. Fiffi ( 20/01/2007 14:20)
eka ouz hihihhi fa afaka miteny eto ange zay manana hevitra an !
35. dongadonga ( 21/01/2007 08:29)
ary mba hataovy matotra moa ny resaka fa aza mananiany eo e!
36. fiderana ( 22/01/2007 06:13)
tairo ho'aho, fa azo alefa amina email anie io ê!, manome email fotsiny izay te- hanana dia lasa izao any izy mi gravé ny azy avy, hataovy maquette aloha dia andefaso zah hanamboaran-tsika azy:lol:
37. caprio ( 22/01/2007 23:49)
sady tonga de asin-tsika clip milay be mintsy de hita ao daholo ny adalana rehetra:lol::lol::lol:
38. fiderana ( 23/01/2007 09:32)
alefaso aloha, fa hevitra milay io, avy eo asian-tsika sira ny haingony rehetra, dia miandry an'i Fiffi izany , @ io dia aza hatao ela fa miandry ny bobaka ê!.:lol::lol::lol:
39. caprio ( 24/01/2007 12:48)
Ka mety ho sarotra hiany ilay izy raha horesahana eto foana fa tokony mba misy telo na efatra amin-tsika mihaona mivantana saa ahoana hoy nareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3675