Mba te ho namanao aho

1. cissy ( 12/01/2007 10:21)
SALAMA TOMPOKO TSY DE MAHITA LAZAINA LOATRA SATRIA VAO NAMANA VAOVAO. RAHA NY MOMBA AHY NO TIANAO HO FANTATRA DIA IZAO. NY ANARAKO DIA RASOARINOSY Fetrahasina prisca CLASSE DE SECONDE ATO AM RABEARIVELO .IZAY ALOHA DE MAZOTOA M FORUM :D
novalian'i epsedo ny 19/06/2007 17:42
2. Fiffi ( 12/01/2007 10:49)
tongasoa aloha cissy !
de aza soratana maziskil be le izy fa mankarary maso be
de fenoy aza ny mombamomba anao.....
3. tslem ( 12/01/2007 12:23)
d faly mandray anao zahay ry fetrahasina a!:P
4. fitina ( 12/01/2007 12:36)
Salut! daolo2 d faly miarahaba antsika rehetra!
5. Fiffi ( 12/01/2007 12:56)
tongasoa koa i fitina :)
6. dio ( 12/01/2007 14:33)
tonga soa sissy kely an!
7. tigress ( 17/01/2007 13:29)
izaho koa mba te-honamanao
8. simplex ( 17/01/2007 13:36)
grrrrrrrrrrrr grrrrrrrrrrrrrr
8)
9. pissoa ( 17/01/2007 20:43)
Sali cissy sy fitina :):lol:

Rrry simp koa lôzana migrrrrrr fa tsy miarrrahaba oul :lol:
10. simplex ( 17/01/2007 21:26)
ka za miarahaba an'i tigrrrrrrresss sady mba mianatra milouler l otsan'le bandy akama :roll:8)8)

tonga soa cissy, refa mahita an'ity ps ity enao d aza mamaky akory ;-):°):-*
11. Fiffi ( 17/01/2007 22:20)
:-D:-D
12. pissoa ( 18/01/2007 13:11)
simplex:
tonga soa cissy, refa mahita an'ity ps ity enao d aza mamaky akory ;-):°):-*

Oujyyyy :-D:-D:-D
13. Lek ( 22/01/2007 12:25)
za ko cissy :oops:
14. tsavah ( 05/02/2007 16:19)
salut dodoly ny namana rehetra! sady vao2 no vahiny eto @tana2 tena mila namana...:)
15. Fiffi ( 05/02/2007 16:44)
tongasoa nareo vao2 ireo ...de mazotoa mi-forum ....de aza hadino ny mameno ny mombamomba anareo an ! :)
16. rinja ( 14/02/2007 15:14)
Manao ahoana sissi a !
Izaho koa namana vaovao saingy efa mihoatra ny 30 taona ary efa miasa. Inona no azo hifampiresahana e ? Lazalazao ny moma anao fa izaho tsotra be sady be resaka koa.
Veloma vetivety
17. mariela ( 20/02/2007 11:47)
Salama daholo!Namana vaovao a ka mba maniry ifampiresaka koa e, efa miasa ary efa o 30 taona ko atsy o atsy,Mazotoa daholo o!
18. Fiffi ( 20/02/2007 16:40)
mariela: tongasoa de aza hadino ny mameno le mombamomba anao ! :)
19. marley ( 21/02/2007 01:12)
mbola vaovao ko anié ty za ééé ,ts dé mahafantatra loatra an'ity serasera ity, fa mba té hirsaka @nao.inona no mala za any @nao any ? valio
20. wooda ( 22/02/2007 03:11)
:wink:

Mofo dipaina,...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837