expulsion de melanie Ravalomanana responsable
21. xxx
(
12/01/2007 18:17)
ty resakareo ato momban'i melanie e!nanao fahadisoana tena ngeza tsy azo heverina nataon'i melanie momban'ny zanany,misy ny ministera, ny ambasady:ireo no tompon'andraikitra fa aza asaina mamafa ny kabinenareo ravalo e!tandremo ray olona e!!!
22. kitjo
(
12/01/2007 18:29)
lapino> hihi..aty le vita sinoa de haute qualitE 1er choix k!
fa aty aminay nge ts mila visa raha ho aty enao e...hihih..raha touriste io! lol
fa io zany miaro miaro fa rehefa fantatra fa tsy mety ve mbola arovana iany? zavatra efa fantany zany dieny mialoha fa tsy hoe tampoka2...
fa hay ve tezitra "vazaha be tsy mihinambary e?" zay aloha GASY KELI MANGEUR DE VARY an-kafaliana e..hihi:-D

23. vancleef
(
12/01/2007 18:34)
Faha anga dia hadisoan'i Ra8 daholo izay zavatra manjoan'ny gasy rehetra izao ? Fantatr'i tezitra ve faha talohan'ny 1972 dia nanana accord privilégié Madagasikara sy Frantsa ary nisy Secretariat d'Etat Aux Affaires Africaines et Malgaches mihintsy aza. Dia tonga ilay minisitrin'ny Affaires Etrangères-tsika i Didier Ratsiraka ni-renégocier ny accord de coopération dia noroahana daholo ny mpanjanatany ny frantsay tany Diego, ny amerikanina tany Talata dia nialan'ny zone franc. Ny vokany dia ny gasy aty andafy dia ao amin'ny droit commun faha tsy misy accord privilégié intsony ka na efa telo-mpolo taona lasa aza dia mbola tadidiny ry zareo faona. Na dia izany aza dia ny gasy expulsé dia vitsy par rapport an'ireo 24000 expulsés en 2006. Ireo izay tratra aloha mampalahelo faha tsy hitako ny maha responsable an'i Ra8 amin'izany
24. Fiffi
(
12/01/2007 19:04)
exdadabe: tsy mahay mamaly ahoana zany ? raha nisy zavatra tsy nety nataonao de voasazy ve enao de hisy hidiran'i Ravalomanana ? :roll:
De io ratezitra vakio tsara io nolazain'i vancleef io de ho hitanao mazava tsara hoe i Ravalomanana ve no responsable sa ny debanao tsy halehany io ?
GASY KELI MANGEUR DE VARY TSSSO ! ry tezitra aahhh !! hay tokoa moa enao tsy gasy ôôôôôô :roll::roll: Zah aloha de GASY ET JE SUIS FIERE DE L'ETRE SADY MIHINAM-BARY ka tsy hitako zay maharatsy an'zany !!! mankarary anao ve ny maha-gasy kely anay sy ny fihinananay vary ?
De io ratezitra vakio tsara io nolazain'i vancleef io de ho hitanao mazava tsara hoe i Ravalomanana ve no responsable sa ny debanao tsy halehany io ?
25. fijo
(
12/01/2007 22:28)
vopalohany,ravalo ve no nandefa ny gasy hankaty e?????
ary izay nalefany raha nisy,ve nalefany tsy manan taratasy ofisialy?
raha izay,dia tomponandraikitra izy.
fa raha enao no te hankaty fotsiny avy eo voaraoka,azafady neny fa aferanao io,ka zakao an,ny zanakao frantsay dia manana ny zoany ka izay tianao io,na izy hoentinao,dia any indray mitady fika,na misaraka.tsy nisy nanery azy teo

26. bazylou
(
12/01/2007 23:36)
io ho aho raha vao miditra resaka serieux dia tsy maintsy hita foana ilay hoe aza i ra8 foana no omena tsinyfa ianao no fositra ary ianao koa no nandidy ny fiainanao !!
Mahagaga an!! nefa iza ary no responsable voalohany ao an-tanana raha mitsoaka miklandy daholo ny pokona hitady hanin kohanina?? Iza koa ireo mpandroba ny fananany ka osa izy avy eo ??
ary iza koa no mpiaro ireo pokona ireo rehefa ny sendra sarotra izy ?? iza?? ny fiainanany ve sa ny lehibeny???
RESPONSABLE 100% le 8!!!

27. xxx
(
12/01/2007 23:43)
bazylou:
nefa iza ary no responsable voalohany ao an-tanana raha mitsoaka miklandy daholo ny pokona hitady hanin kohanina?? Iza koa ireo mpandroba ny fananany ka osa izy avy eo ??
ary iza koa no mpiaro ireo pokona ireo rehefa ny sendra sarotra izy ?? iza?? ny fiainanany ve sa ny lehibeny???
A- Ratsiraka
B- Pierrot
D- France
28. fijo
(
13/01/2007 05:58)
za izao tamin'ny 91 no nankaty,de ravalo koa ve zany no antony nankanesako aty??????sao mandika vilana letsy e
29. Fiffi
(
13/01/2007 21:33)
fijo aahh ! i Ravalo tokoa ve ny antony nahatongavantsika taty ? :-D:-D:-D:-D
30. BloodTitan
(
15/01/2007 10:50)
Ny mampmé am tsika ato de zao, miditra am zavatra anakiray ra8 de ozizy ny kil oe idirana daolo io andraikitra rehetra io miseo milay etsetra etsetra, tsy miditra ndray izy terena hiditra oe izy no responsable an zao sy zao, de hoy aho hoe tokony asiana ravalomanana1 sy ravalomanana2 am zay ny 1 miditra am andraikitra rehetra mou ny 2 mienoeno am zay mahazo fahafam po ny kil.
Ho anareo mipetraka any ivelany reo kou, mbà hendry fa tsy ny ho responsable am hadalanareo akory ra8, efa ol ndehibe nareo fa tsy zazakely matoa lasa any.
Ra ny fisainan Tezitra ndray de tsy ho lazaiko satria mety oe ny reniny fotsiny no gasy fa ra ny momba azy de tsy misy ifandraisana am maha malagasy mintsy satria imemezany ara le kaly gasy kou

31. toovs
(
15/01/2007 14:55)
Fiffi:
...ho hitanao mazava tsara hoe i Ravalomanana ve no responsable sa ny debanao tsy halehany io ?
efa lany daty ry fiffi izany deba sy ravalo izany an. efa fijerevana ny tsy mety sy ny mety izao. ze mahita fa misy kilema ve ataondra8 de midika hoe mpomba an'i deba ry zareo. raha toa an'izany daholo no fihetsik'olona de marina tanteraka ny hoe lasa manga sy maitso ilay mena taloha.
fangah de tsy possible mihitsy hoe misy olona misaina ka tsy manao fanatik e
32. xxx
(
15/01/2007 19:10)
nahoana moa no lany daty ny an'i ra8?ka izy izao no filoha eo koa!tsy dia misy manao fanatika ange fa mandreraka be ny resaky ry zalahy momba an'i ra8 e!toa asiana importance be daolo zay ataony, ny tsy mety koa dia ny fanomezan-tsiny andra8 @ izay rehetra tsy mandeha na tsy mety mitranga,fa iza koa io olona io no ampangaina foana? mba hoe ny minisitera oh na ny direktera fa tsy te hamaly ianao ,nefa oh trop be ny fandrangitana ato, toa olona tsisy nianatra fa oh ny gaigy daolo,
33. rabaradaka
(
16/01/2007 06:36)
Modia nama rehefa horoahin'ny vazaha ihany a, fa aza Ravalo no omena tsiny.