Tanjona/Ezaka 2007 (tohiny) ,nanohy sa niverin-dalana?
61. niryna (
24/01/2007 05:32)
soanja:
Nyrina> ny tena tsy laitrako eto dia ny xxx ireo, zah manko tsy mba manana an'io account io de voa be foana.:-*:-*:-*:-* nefa tsy tiako koa le tsy mijoro amin'ny mahaizy ahy de aleoko misintaka rehefa tahak'izay fa manjary miala ilay fanahy mahaolona mantsy.
Tiako daholo anefa na ny mpanao xxx na ny miseho ps.
(/quote]
Matetika tsy tiany ho fantatra izy indrindra rehefa hamely olona,ny tena tonga dia mitonina ka tsy mampaninona ka rehefa mibolila tonga dia ahitsin'ny olona.Tsy dia mampaninona ahy ny fanintsiana satria mampianatra ahy hanao ny tsara hatrany.:P:P
Matetika tsy tiany ho fantatra izy indrindra rehefa hamely olona,ny tena tonga dia mitonina ka tsy mampaninona ka rehefa mibolila tonga dia ahitsin'ny olona.
Matetika tsy tiany ho fantatra izy indrindra rehefa hamely olona,ny tena tonga dia mitonina ka tsy mampaninona ka rehefa mibolila tonga dia ahitsin'ny olona.