L Express du 11-01-2007

1. ratonga ( 11/01/2007 01:56)
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=4369
novalian'i kelly13 ny 15/01/2007 18:52
2. Fiffi ( 11/01/2007 06:01)
inona moa no azo lazaina fa de tsy maintsy zay no zavatra miseho rehefa tratra......Sady zao ange ny olana an ! ny olona samy mahafantatra ny fandehan-zavatra daholo hoe raha tratra de zao.......
Mampanahy kosa aloha ny fahazahoany hiverina an !
3. ratonga ( 11/01/2007 09:00)
zà mafatatra ankizy mitovy kà an'io vôlaza ao io fa izy alou nanao rekour dé mbola miandry zé valiny eo, rà zà manokana alou dé aléko mody, mais bon sarotra ny makeo @ plasin'ny hafa:?
4. Fiffi ( 11/01/2007 09:12)
:-w:-w mety tsy ho possible intsony ange ny fiverenana rehefa nalefa nody tahak'zao eh !
5. ratonga ( 11/01/2007 09:46)
tô miaraka @ tsy fahazaona mihiditra any la frantsa 3 na 5 taona rà tsy diso ah ny ekspulsion
6. Fiffi ( 11/01/2007 09:53)
raha vao fiché aloha le olona de zay no vita ny aminy eh !
7. ratonga ( 11/01/2007 10:02)
misy tafavérina kà! fa qq années après réfa vita lé fotôna fandrarana, taloulou kély alou zany, fa rà @ zao fotona zao kosa ngamba to ho sarotrarotra ihany
8. Samoana ( 11/01/2007 10:13)
sarotra ny tsy alahelo mahita ny mahazo ny gasy sasany satria manana ny antony avokoa ireo matoa mikiry miklandy na mitady hiverina andafy. Ady ny fiainana ka samia miezaka manampy ny lavo araka ny tandrifiny avy e ! ( pétition, fifidianana, sakafo,torohevitra, ets...)
9. Fiffi ( 11/01/2007 11:05)
Samoana: marina izany fa zao kosa aloha an ! tokony mba samy mijery sy mandinika ny lalàna kosa ny tsirairay zay aty ivelany ....
10. Samoana ( 11/01/2007 11:12)
fiffi/ ny mahaloza azy na misy aza ny lalàna dia tsetseman-dry sarkô @ circulaire mankany @ prefet ka na ny zavokà aza fanina mila tsy aharaka e !
11. kelly13 ( 11/01/2007 12:02)
zay le ilazako fôna hoe tsy mbola nahita aziz na fatima voatsoka teto za fa na gasy na afrikanina fôna!!! sady ry tavany isany tsy mba mandou ilay 220 euros iry fa hoe statut hafa hono, pfff
12. Fiffi ( 12/01/2007 12:53)
inona akia ity 220€ aloha zany ?
13. kelly13 ( 12/01/2007 13:13)
timbre tsy tadidiko le anarany, karazana timbre fiscal le izy fa expres ho an'ny vahiny!
14. Fiffi ( 13/01/2007 21:24)
@ fahazahoana paps ve ?
15. kelly13 ( 13/01/2007 22:14)
timbre OMI ra tsy diso aho ny anarany, d refa le manao visite medicale iny no entina ilay timbre d mandefa ttsy via poste ry zareo hoe azonao alaina ny titre de sejour-nao! milona b tsisy otran'izany
16. colar ( 14/01/2007 20:49)
aty ihany wa no milay,polisy njay no mataotra ra vo tsisy paps enao
17. kelly13 ( 15/01/2007 13:11)
marina zany, za tany tsy mba nisy pb zany t@ paps fa raim kely d azo, aty ka milona firy taona pffff
18. Fiffi ( 15/01/2007 16:53)
kelly13: hummm....zay indray aho vao naheno an'zany an !
19. kelly13 ( 15/01/2007 18:52)
eh oui, za tsinn tratra d io lazaiko io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406