Mima - 100% avec toi / Jerry Marcoss
1. moumouzy
(
10/01/2007 12:58)
Salut !
Mba mitady hiran'i Mima zay manana : 100% avec toi na le misy hoe fanajana na izay hananareo dia mety amiko avokoa.
Dia mitady ihany koa hiran'i Jerry MArcoss zay hananareo .
Dia misaotra mialoha!!!
2. xxx
(
11/01/2007 13:44)
mila mampiasa mail ity fa mety ho lava: Mba tsidiho ihany any amin'ny tononkira fa mety hisy any e.
3. Fiffi
(
11/01/2007 14:31)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=514 toa io hiany no misy ao ...
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0386