Filokana.Maika ahazo volana haingana ary hanampy ny fiang..

21. niryna ( 25/01/2007 07:56)
Zina:

vola azo avy @ loka na lotery dia tsy tokony hanampiana ny fiangonana mihitsy... Tsy hisy mihitsy ny benediction avy any @ andriamanitra ...


Maina izany satria tsy tokony hiloka mihitsy isika.

22. niryna ( 25/01/2007 07:59)
Zina:

methode a
Tsy misy an;izany ao ka..
izaho anie manome ny opinion-ko ..
fa raha eritreretina ilay nihavian;ilay vola dia ratsy (loka etc...) amiko vola tsy azo @ fahamarinana ilay izy dia izay...
amiko tsy hisy ny benediction... un point c'est tout...

Misy teny ao fa mbola tadidiko fa tsy tokony hiloka isika toy ireny hoe aza migoga na miloka.Ireo olona mamolava izany no teneniny dia miaraka aminy ny fitenenana filokana

23. niryna ( 25/01/2007 08:05)
LazaDaddy:

methode> ny olana amintsika dia heverintsika fa mitady ny volantsika, mihoatra noho ny fontsika, Andriamanitra. Dia izany no hanamarinantsika tena hanaovana ny tsy tokony atao. Ny filokana dia tena voararan'Andriamanitra mihitsy ho an'izay diso hevitra.

Ny filokana dia:

1) fanambakana ny hafa - mahazo loka ianao satria very vola ny hafa

2) fitiavam-bola (fototry ny ratsy rehetra => 1 Timoty 6). Misy manamarin-tena hoe hanaovana asa soa no antony. Tsy voatery ho mpanankarem-be vao afaka manao "asa soa", ary tsy ny vola no mahavita asa soa fa ny Fanahy Masina miasa ao anatin'ny tsirairay.

3) Tsy fahalalana onona sy tsy fahatokisana fa afaka ampiasaintsika ho an'Andriamanitra izay eo am-pelatanantsika. Izay nomen'Andriamanitra antsika no tokony ampiasaina toy ny talenta fa tsy andeha hikomy sataria hoe: "tsy tia ahy ianao ry Ray satria ireto fotsiny no nomenao ahy, ka andeha hiloka aho mba ahazo bebe kokoa".


Voalazanao tanteraka:o.
Ity misy zavatra nitranga
Nisy olona miteny foana izy hoe aza manahy ny ampitso hoy izy ...ary mahay ny tenin'Atra betsaka izy.Variana aho fa tsy niasa intsony izy fa nifindra hono fa nahazo loka volabe isan-kerinandro mandra-pahafatiny.
24. Zina ( 28/01/2007 02:02)
Lazadaddy a zay mihitsy lesy a, marina ny anao
25. methode ( 30/01/2007 12:02)
Amiko dia arakarak'ilay antony ilokana ihany io! Rehefa ifanarahana sady fantatra ny tanjona sy ny vokany amiko dia tsy olana. Misy nge fialam-boly ilay filokana e! Ohatra hoe manao daomy dia ariary roa no ifanarahana zay madresy! Amin'izay mba mazoto milalao. Io no mampifandray ny mpiara-monina rehefa faran'ny herinandro!
26. Zina ( 30/01/2007 18:38)
Ohatra hoe manao daomy dia ariary roa no ifanarahana zay madresy! Amin'izay mba mazoto milalao. Io no mampifandray ny mpiara-monina rehefa faran'ny herinandro!


fa angaha lesy dia tsy mety raha tsy asiana vola ny filalaovana? Io lesy safidy :wink:
an'ny tsirairay mieritreritra :-*
27. niryna ( 02/02/2007 22:15)
Zina:

Ohatra hoe manao daomy dia ariary roa no ifanarahana zay madresy! Amin'izay mba mazoto milalao. Io no mampifandray ny mpiara-monina rehefa faran'ny herinandro!


fa angaha lesy dia tsy mety raha tsy asiana vola ny filalaovana? Io lesy safidy :wink:
an'ny tsirairay mieritreritra :-*

Izaho koa mba mba gaga ry zina .
Rehefa mangalatra dia mangalatra o ,fa tsy misy hoe kely na lehibe.Izany o:lol:

28. Zina ( 04/02/2007 04:25)
Rehefa mangalatra dia mangalatra o ,fa tsy misy hoe kely na lehibe.Izany o

izay aloha e:wink:
29. niryna ( 13/02/2007 07:43)
Misy olona izany ataony mifangaro ny fitiavana an'Atra sy ny fitiavam-bola ka milaza izy fa rehefa mahazo vola amin'ny filokana dia ampiany ny fiangonana.Atra anie tsy mitady izay tsy ananana e ,izay kely eo am-pelantanana no anomezana izay anjara tokony omena azy.
30. niryna ( 23/02/2007 01:36)
simplex:

ra ohatra ka mahavita mi-minimiser ny risque-ny izy k tsy ho faty antoka (mafy) ra resy dia tsy manin loatra hoy aho. Ny "Finance" zao filokana avo lenta, kanefa isika tsy hiteny hoe ny mpino kristianina tokony tsy hiasa @ Banky, Assurance, na mi-bizna @ Stock Exchange,...

Ahoana tokony ry simplex.Tsy afaka mihindra mbola any amin'ny banky isika dia averina rehefa avy eo.Izaho aloha tsy hiloka izany e 8-)8-)

31. niryna ( 23/02/2007 01:38)
pissoa:

Simp, justement io no tiako notenenina. Ny an'ny sasany mantsy rehefa misy resaka vola, ka tsy araka ny fidiram-bola mahazatra azy dia raisina hoe filokana ary tsy azo atao.

Ny tsy tokony ataon'ny Kristianina amin'ny fitadiavana vola dia ny manankina ny fiainana amin'ny "sanjila" fotsiny. "Aza manana Andriamanira hafa tsy Izaho" (misy an'io ny an'ny Katolika ry Niryna be bla bla bla any amin'ny fivavahana nefa tsy mahay n'inona n'inona akory :-D:-D:-D) Dia avy eo ny mangalatra.

Dia ahoana izany ry pissoa :roll::roll:
Andao ampio aho fa tsy mahay fa mi bla bla bla fotsiny =))=))o^o

32. niryna ( 23/02/2007 01:42)
Zina:

LazaDaddy [ Valio ] 11-01-2007 02:20:34
Lohateny : Re : Filokana.Maika ahazo volana haingana ary hanampy ny fia
nyrina> Ny vola no tiany kokoa noho ny mahantra fa ny mahantra ataony fialokalofana fotsiny ihany. Diniho tsara

za ko dia mitovo hevitra amainao...

Za koa mitovy hevitra hahatelo:roll:.misy ny vava fotsiny no ampiasainy fa ny vola indray izy tsy mampiasa.Ampiasaho hoy izy ny volan'ny hafa.Maka vola any amin'ny banky dia avereno rehefa avy eo,fa aza ampiasaina ny anao.izay kely anana ihany no omena ny fiangonana fa tsy ny hoe rehefa mahazo loka aho vao anome ny fiangonana.Hoy ity vehivavy hoe hivavao hono izy mba ahazo vola amin'ny lotto ka rehefa mahazo dia omeny ny mahantra ny 25% ny volany.8O8O

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3605