Indraindray miala maina

21. simplex ( 11/01/2007 11:11)
Ka satria Fiffi niteny hoe
Fiffi:
hatramin'zay ka hatramin'zao aloha de tsy nahitako olana ny momba ny hafatra.....

kanefa i sefo nanazava hoe nisy olana
hery:
Ok... nahitsy kely.

hery:
Ok hazavaiko ihany.

D neveriko hoe tsy hitan'i Fiffi le izy fa satria Fiffi tsy nandefa hafatra mintsy. Kanefa i Fiffi niteny hoe
Fiffi:
de ahoana hono no ahazahoako ireo isa azoko ireo raha tsy mandefa sy mamaly hafatra zah akia ry simplex ?

d apetraka @ i hery ny fanontaniana hoe nga niangarana i Fiffi t@ le olana nohazavaina teo io? :-w:-w
22. Fiffi ( 11/01/2007 12:31)
simplex: :-D:-D:-D ny nilazaiko hoe tsy nisy olana t@ hafatra de nandefa hafatra sy namaly hafatra zah fa lasa daholo sady tao daholo ny hafatra lasa koh !

Fa nga raha nisy olana ny t@ namana hafa de voatery hisy olana koa ny ahy ?
23. lapino ( 11/01/2007 14:40)
hery, mety le izy fa misaotra e! tokony hotampenam-bava kely aloo zany ze be resaka mandra-pahavitan'ny cache :)

simplex:
d apetraka @ i hery ny fanontaniana hoe nga niangarana i Fiffi t@ le olana nohazavaina teo io?
Nataoko fa de hoe indray aza hoe nga niangarana i Fiffi tamin'ireo isa bedebe ireo ? :lol::lol:
24. pissoa ( 11/01/2007 15:01)
simp : eny tokoa :-D:-D:-D
25. Fiffi ( 11/01/2007 15:04)
ary ny namana be isa ireo ? :roll:
26. pissoa ( 11/01/2007 19:24)
Fa iza no niresaka isa ? :-D:-D:-D
27. xxx ( 11/01/2007 21:48)
za ka ahoana?
28. pissoa ( 11/01/2007 21:56)
de faly mafantatra k inn njay :-D:-D:-D
29. rabaradaka ( 16/01/2007 09:56)
Merci daholo e !
30. Zina ( 23/01/2007 01:21)
Azon'i Zina ihany ve?


ie misaotra hery oopppssss tena tara beuuuu za hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1239