mba homeo hevitra eh?

1. xxx ( 07/01/2007 20:33)
ato @ nmn ato hoa misy olona iray tena mankaleho be ahy, tsy te hiresaka aminy mihintsy aho, nefa tsy tiako ny hilaza azy any izany fa hoe tsy te hiresaka @hintsony!! inn kay no azoko hatao ho azy?
novalian'i colar ny 13/01/2007 19:51
2. Fiffi ( 07/01/2007 20:43)
lazao tsotr'zao izy hoe tsy te-hiresaka aminy intsony ianao de zay koh ! sa manahirana be zany ?
3. colar ( 07/01/2007 21:18)
zany ko v ho sarotra fa teneno izy we tsy te hiresak aminao tsony za d vita ko,sa ra xxx mbola misy zavatra hafa ao anaty ao,za alo efa nisy niteny we tsy t hiresaka amiko lay ol d narahako tsara e,nampalahelo ana aza izy fa ngamba nihevitra zavatra hafa nefa ny ana namana,fa maninn ko mo ra tonga d sakanandra xxxx ny hafany d vita e,zany v ho sarotra fa ra xxx mintsy angamba no mety mitetika zavatra hafa nefa mety efa tsy aafaka tsony lay nmn tetehiny,torohevitra ny ana ra xxx we ra misy ol tsy tinao resahana zany d mora b ny manatanteraka an zany,teneno mihaja alo izy d ra mbola miinsista d opao fa soratra io,refa itany v enao fa tezitra d mbola hanao izy,fa nataony inn ko alo ra xxx no lasa tsy t hiresaka aminy e,nikoty anga izy sa nanompa sa nanao teny naharary,calma fotsiny e,sa aona ra fiffi
4. Zina ( 07/01/2007 22:11)
ataovy ampahendrena ny famaliana azy... asio azafady, na oe miala tsiny fa....
dia izay... dia raha mbola mamaly izy dia aza mamaly azy intsony....efa nanaja an'azy ianao
5. Fiffi ( 07/01/2007 22:17)
colar kosa ehh ! matoa izy mandefa ity dinika ity de tsy hitany zay hatao koh ! fa marina io nolazain'i Zina io an ! valio am-panajazana izy une bonne fois pour toute de ho hitanao eo ....de aza mamaly azy intsony avy eo .
6. xxx ( 08/01/2007 11:48)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 07-01-2007 21:43:05
Lohateny : Re : mba homeo hevitra eh?
lazao tsotr'zao izy hoe tsy te-hiresaka aminy intsony ianao
sarotra be ilay izy, satsia misy zavatra mihova ao ambadika izay raha tsy miresaka aminy tsony aho!!
7. xxx ( 08/01/2007 11:50)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 07-01-2007 23:11:59
Lohateny : Re : mba homeo hevitra eh?
ataovy ampahendrena ny famaliana azy... asio azafady, na oe miala tsiny fa....
dia izay... dia raha mbola mamaly izy dia aza mamaly azy intsony....efa nanaja an'azy ianao
izay angamba no mety.

8. andry08 ( 08/01/2007 11:55)
Raha mankaleo dia lazao amim-panajana tokoa fa tsy te hiresaka ianao, fa ny hoe:"misy zavatra miova "dia ianao no mahafantatra ny hiova fa angaha dia zavatra gravy be no tsy azonao hatao ny hanao "tsia" fotsiny rehefa tsy te hiresaka ianao?
9. diamondra27 ( 08/01/2007 12:31)
raha za aloha le izy de aza miresaka amiko tsony fa mandeha ho azy zany e!:lol:

fa ny ahy le ranamana taloha zay tsy hitako ato intsony de malahelo za!:cry::cry: mamzelkely ohatra, arimalala, sns tsy voatanisa
:-*
10. Fiffi ( 08/01/2007 12:36)
ary raha tsy miteny na inona na inona fa tondé ignoréna fotsiny zao ?
11. andry08 ( 08/01/2007 19:16)
ka tsy mety aminy hono koh, raha izaho manokana aloha dia any izy no ho raisina koh!
12. Fiffi ( 08/01/2007 22:23)
heu.....de tsy aiko intsony zany zay azo hatao afats'io hoe lazaina am-panajana io izy hoe tsy te-hiresaka aminy intsony....
13. colar ( 09/01/2007 05:14)
ka tsy azoko ko ra xxx zany ange e,asaina miteny de we tsy mety amiko,refa tsy tina de tsory we tsy tiko ny miresaka aminao fa zao ny antony d vita,mba tsotra e,aza manafinafina zany,ary tsy we alahelo ange izy ra teneninao an zany fa mbola b ny namana azony iresahana ato e,ra ra xxx v no tsy tia azy tsy hitoto koba izy hatavy e,hahahahha,fa sao d za alo le izy ra xxx a,tsory fa tsy koi mintsy a,na avoka eto aza,fa zany we mba lazao alo le antony,nikoty sa nanompa sa nandiso fanantenana sa nampijaly sa nampifaly sa nasosotra sa nandainga sa tsy haiko e
14. Fiffi ( 09/01/2007 06:15)
heu....ka toa hoe misy antony tsy ahafahany milaza direct hono koh ! fa na izany aza ...mahagaga kosa le hoe tsy afaka milaza azy mivantana an !
15. xxx ( 09/01/2007 18:18)
mety aminko ny tsy hiresaka any ilay olona tsotra fotsony izao, fa misy ny iray tampo aminy tsy tiako ny hanimba ny fiarahana mafinaritra aminay, dia raha toaka aho tsy miresaka aminy tsony dia midika koa fa tsy afaka miresaka any ilay ratampo aminy hintsony koa!!
16. Fiffi ( 09/01/2007 18:21)
fa nahoana ? :roll:
17. diamondra27 ( 09/01/2007 18:56)
xxx: hihihi aza misotro toaka akia a!

Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-01-2007 19:18:15
Lohateny : Re : mba homeo hevitra eh?
mety aminko ny tsy hiresaka any ilay olona tsotra fotsony izao, fa misy ny iray tampo aminy tsy tiako ny hanimba ny fiarahana mafinaritra aminay, dia raha toaka aho tsy miresaka aminy tsony dia midika koa fa tsy afaka miresaka any ilay ratampo aminy hintsony koa!!

kopy ndry an!:wink:
:-*
18. xxx ( 09/01/2007 21:07)
diams :roll::-D:-D:-D:-$ izaho ato tena mamo be ka tsy hitako tsony ilay soratra:-D
19. Fiffi ( 09/01/2007 21:13)
:roll:
20. colar ( 13/01/2007 19:51)
fanina fiffi fa za nefa kopy we kay v e ,tena za mintsy io kozin ra xxx io fa kopy za,akamako b ko ange ny raitampo am xxx e,hahahhhhah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7572