sakafom-panahy hozaraiko.

1. soanja ( 05/01/2007 22:09)
Ity misy teny azontsika hanaovana meditation ho an'izay te handray azy. Raha misy tsy mazava dia afaka manontany ahy ihany. Misaotra indrindra mitsilo ny hafa amin'ny lalanao. Soanja

"Our deepest fear is not that we are inadequate.
Our deepest fear is that we are powerful beyond measure.
It is our light, not our darkness, that frightens us. We ask ourselves, who am I to be brilliant, gorgeous talented and fabulous?
Actually, who are you not to be?
You are a child of God.
Your playing small doesn't serve the world.
We were born to make manifest the glory of God that is within us.
It's not just in some of us, it's in everyone,
And as we let our own light shine, we consciously give other people permission to do the same.
As we are liberated from our fear, our presence automatically liberates others. " Nelson Mandela

"Ny tahotra mangitsokitsoka mianjady amintsika dia tsy ny hoe "tsy fahafahana" akory. Ny tena tahotrantsika dia ny hoe mahavita zavatra isika mihoatra ny eritrerintsika. Ny fahazavana ananantsika, fa tsy ny aizina, no mampisalasala antsika amin-tahotra. Manontany isika hoe Iza moa aho no dia maranitra sy manan-talenta tsy misy ohatr'izany ary mahavariana? Ny tena izy aza dia hoe IZA MOA IANAO NO TSY TOY IZANY?
Zanak'Andriamanitra ianao.
Ny firaviravianao tanana dia tsy manampy an'izao tontolo misy anao izao.
Nateraka isika mba hampiseho ny voninahitr'Andriamanitra izay AO ANATINTSIKA.
Tsy ny hoe sasany amintsika ihany no misy an'io fa isika tsirairay avy.
Koa raha avelantsika hitsilo sy hanazava ny fahazavana ao anatintsika, dia mahafantatra isika fa manome alalana ny hafa hanao toy izany koa.
Satria raha miezaka isika manala ny tahotra ao amintsika, ny fisiantsika dia efa manafaka ny hafa koa."

Namaste!
novalian'i cutie ny 06/01/2007 21:42
2. cutie ( 05/01/2007 22:19)
misaotra fa misy atelina io :-*
3. xxx ( 05/01/2007 23:06)
Hey Soanja:

when you accept the fact that "Gos is not just in some of us, it's in everyone", then let me tell you that you are promoting to the New Age Movement philosophy, which is the opposite of Christianity:

Just, check it out:
http://www.contenderministries.org/newage.php

New Age Movement (NAM) beliefs:

- God is an impersonal force.
- God is all and all is God. He is part of creation, as are all of us.
- There is no sin, only misunderstanding of truth.
- Man saves himself.
- Heaven and Hell do not exist. They are states of mind.
- Jesus is a man who exemplified “Christ Consciousness, and the divinity that is man.

Christianity beliefs :

- God is personal. He is our Heavenly Father who loves us.
- God is the Almighty Creator of the universe, and all within it. Man is finite, and one of God’s creations.
- Rebellion from God is sin. All have sinned, and all must be saved.
- Jesus Christ paid the penalty for our sins. Only through faith in Him may man be saved.
- There is a literal Heaven, and a literal Hell.
- Jesus is the Son of God, and is part of the triune nature of God.

Take your pick!!


4. xxx ( 05/01/2007 23:23)
A disproportionate amount of NAM books and texts contain the word “self”. That is because man is the central figure. One must improve one’s “self” to become one with nature and god. You may also hear New Age followers using Christian terms.

conclusion>> to me, we are separated from God because we all are sinners before God; but Jesus so loved us and paid for our sins.
Only through faith in Him may man be saved.
5. zed ( 05/01/2007 23:25)
6. cutie ( 05/01/2007 23:33)
sambasamba mahita an'i zed ato sa mpanao ps xxx taloha:lol:
7. soanja ( 05/01/2007 23:44)
xxx:

Hey Soanja:

when you accept the fact that "Gos is not just in some of us, it's in everyone", then let me tell you that you are promoting to the New Age Movement philosophy, which is the opposite of Christianity:

Just, check it out:
http://www.contenderministries.org/newage.php

New Age Movement (NAM) beliefs:

- God is an impersonal force.
- God is all and all is God. He is part of creation, as are all of us.
- There is no sin, only misunderstanding of truth.
- Man saves himself.
- Heaven and Hell do not exist. They are states of mind.
- Jesus is a man who exemplified “Christ Consciousness, and the divinity that is man.

Christianity beliefs :

- God is personal. He is our Heavenly Father who loves us.
- God is the Almighty Creator of the universe, and all within it. Man is finite, and one of God’s creations.
- Rebellion from God is sin. All have sinned, and all must be saved.
- Jesus Christ paid the penalty for our sins. Only through faith in Him may man be saved.
- There is a literal Heaven, and a literal Hell.
- Jesus is the Son of God, and is part of the triune nature of God.

Take your pick!!





xxx> izay no tsy nampitovy antsika satria io tsy fakana safidy amin'ny hoe aiza ao anatin'ny TSARA io no tsy ataoko. Tsy voafetran'ny concept ny sainao hoe hifidy ny fisainako. Efa olon'afaka aho raha io iray io. Zany hoe tsy ianao no haka na handahatra ny tiako aleha fa "n'aiza n'aiza aho raha mbola hitako ny hatsarana ao anatiny." Io ilay fanilo manazava ny lalako dia i Andriamanitra iray tsy toa. Tsy manavakavaka ary mpamela heloka. Be fitiavana.
Mizara amin'ny hafa ary manaja ny hafa.

Raha tsy mahadiso koa de mba adikao le teny fa aza de atao teny Anglisy be fotsiny. Satria ny hafatrao tsy ho ahy fa ho an'ny rehetra, sa tsy izay?

"I am a member of the ecumunism movement. I am universal and I am happy where I am because I have God to share and to Hold." Soanja.
"Mandray ny rehetra aho raha mbola ao amin'i Tompo. Tsy manana toerana raikitra aho hikatsahako an'Andrimanitra fa manerana. Faly aho fa mahatsiaro sambatra amin'izay misy ahy satria manana an'Andriamanitra hozaraina sy ho hofikirina." Soanja



8. cutie ( 06/01/2007 00:12)
We were born to make manifest the glory of God that is within us.
It's not just in some of us, it's in everyone,

tena marina :lol:
9. niryna ( 06/01/2007 02:49)
Misaotra aky soanja,araka ny hizarana no ahazoanao fahasoavana maro .:lol:
10. soanja ( 06/01/2007 05:47)
Cutie, Niryna> ampitiavana hatrany o. :-*:-*:-*:-*
11. rakaroka ( 06/01/2007 14:52)
Asa mifandraika @ ilay tenin'ny baiboly hoe:
"Endrey manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray antsika dia ny niantsoany antsika hoe
"ZANAK'ANDRIAMANITRA sady isika!
12. simplex ( 06/01/2007 15:11)
that's it, I join the new age movement :°)
misaotra an'i xxx nanazava 8)8)
13. ikaretsaka ( 06/01/2007 15:44)
io ny sakafom-panahiko.. ahy

izaho:
1)Ny tanjon'ny fiainantsika dia ny Hiaina mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra.
Andriamanitra... izay nanome antsika ny fiainana

2)Ny famaliana fitiavana no mamela ny fiainan'Andriamanitra hikoriana sy hiboiboika tsisy fetra ao anatintsika

Ny zavatra rehetra eto amin'ity tany ity dia fanomezan'Andriamanitra daholo
izay natolotra ho antsika mba hahalalantsika Azy misimisy kokoa sy moramora kokoa
ary koa mba hahafahantsika mamerina ilay Fitiavany misimisy kokoa ary moramora kokoa koa

Vokatr'izany dia tokony ho tia sy hanaja ary hampiasa ireo fanomezan'Andriamanitra ireo isika mba hampivelatra antsika ho olombelona "hitia",

Raha ireo fanomezana ireo anefa no lasa ataontsika ho fototry ny fiainantsika dia mametraka lavitra an'andriamanitra sy manala ny fandrosoantsika mankany amin'ilay tanjona isika

Noho izany ary, amin'ny fiainana andavanandro dia tokony hataontsika mavesa-danja eo anatrehan'ireo fanomezana noharin'Andriamanitra ireo hoe manana safidy isika fa tsy terena

Tsy tokony hametraka be loatra ny fanirintsika fahasalamana ambonin'ny aretina
na harem-be eo ambon'ny fahantrana
na ny fahombiazana eo ambonin'ny tsy hafombiazana
na ny faniriana ho ela velona isika nohon'ny fahatsapantsika fa izany rehetra izany dia afaka antsoina aby, mba ho valin'ny fiainantsika amin'andriamanitra


Ny tokony ho ataontsika izany dia ny hoe
"Ny zavatra iriako sy safidiako dia izay mitondra ahy Handetika ny fitiavan'andriamanitra ao anatiko"



zahako:
Human beings are created to praise, reverence and serve God our Lord, and by means of this to save their souls.
The other things on the face of the earth are created for human beings, to help them toward the end for which they are created.

From this it follows that I should use these things to the extent that they help me toward my end, and rid myself of them to the extent that they hinder me.

To do this, I must make myself indifferent* to all created things, in regard to everything that is left to my freedom of will and is not forbidden. Consequently, on my own part, I ought not to seek health rather than sickness, wealth rather than poverty, honor rather than dishonor, a long life rather than a short one, and so on in all other matters.

I ought to desire and elect only the thing which is more conducive to the end for which I am created.

So I’m created to praise, reverence and serve God by using everything in creation. Without becoming attached to one thing or another, I will live in a way that focuses first on the praise, reverence and service of God. I like that.
14. cutie ( 06/01/2007 21:21)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 06-01-2007 16:11:53
Lohateny : Re : sakafom-panahy hozaraiko.
that's it, I join the new age movement

:-D
15. simplex ( 06/01/2007 21:41)
:°)
u're welcome too :P;-)8)8)


:-P
16. cutie ( 06/01/2007 21:42)
:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051