Mankany an-danitra daholo isika rehefa miala eto...
21. ann
(
10/01/2007 12:55)
Ny lanitry ny sasany mantsy samihafa @ an'ny hafa. Ny "any an-danitra" @ silamo izao dia toerana fimamoana divay sy hanambadiana virijiny folo, izay mifanohitra @ "fiainana an-danitra" resahin'ny Kristianina.
Tsy haiko aloha na silamo aiza no manana fisainana toa ioo , maro ihany izay silamo hitako zay fa tsy io no fahaizandreo izany paradisa izany.
Raha resaka finoana ndray aloha no asina resaka dia ataoko fa samy mahalala iska fa ny finoana dia fanarahana izay voalazan'Atra ary tsy misy mahazo mamoaka ny heviny eo fa tsy maintsy manaraka raha mbola ho isany mpino ihany, ny tiako lazaina dia zao :Raha mila hiresaka ny momba an'io loha-hevitra io isika de aleo resaka finoana no intondrana azy , satria zany dia mahakasika ny finoana , fa raha saintsika ihany no handesintsika hamahana io dia atao fa tsy ho tonga @ valiny mihintsy tsika, satria ny fahalalan'ny zanak'olombelona hono dia voafetra, ary mino aho fa mety tsy ho takatran'ny saintsika ny mikasika io satria samy mbola tsy nahita izany isika , mety naheno tantara mikasika izany isika nefa afaka lavina zanhy satria tantara.
ka aleo Ny tenin;Atra ihany no hamaliana azy, satria izy no mahalala ny mikasika io.
Mro ny antoko sy ny andininy milaza izany fa rehefa maty hono ny zanak'olombelona dia miakatra any andanitra ny fanahiny, mba ho tsarana, "ekeo satria izany no voalazany finoana"
ka raha tsy hisy olona handeha any @ afobe de inona no naharian'Atra ny afobe , ARY METY HITARAINA RY ZAREO MPINO @ ZAY HOE: FA MANINONA IREO TSY NANAO ASA TSAR NO MIDITRA FOTSINY ATY @ PARADISA?, nefa zahay niezaka nanao ireo izay nolazainao nefa ny niafarany dia samy mitovy daholo ny karama azonay?
22. niryna
(
10/01/2007 17:32)
Asa aloha fa sao diso fanantenana daholo eo isika fa tsy ny asa no hitsarana antsika hoy ny teny satria sao hisy hirehareha.\" Fa fahasoavana no nomeny ho antsika avy amin\'Atra ,tsy avy amin\'ny asan-tsika fa sao hisy hirehareha.\" By the grace we are saved,it is from the gift of God not from our work so no one can boast it.\"
Finoana irery ihany ary tsy vidiana vola io.
An-danitra hanontaniako hevitra ny rehetra eto dia hoe rehefa maty hono isika tonga dia alain\'Atra ho any an-danitra daholo fa tsy amela an-tsika irery eto an-tany hono izy.Eo ny fanontaniana,misy manome hevitra ary mahalasa saina hoe rehefa alainy any daholo inona indray no hivavahana ?

23. Zina
(
11/01/2007 02:17)
Nyrina a ie
ny asa tsisy finoana dia tsisy dikany ary ny finoana tsisy asa ko dia tsy misy dikany...Miaraka ireo..
ny asa tsisy finoana dia tsisy dikany ary ny finoana tsisy asa ko dia tsy misy dikany...Miaraka ireo..
24. ann
(
11/01/2007 16:38)
An-danitra hanontaniako hevitra ny rehetra eto dia hoe rehefa maty hono isika tonga dia alain'Atra ho any an-danitra daholo fa tsy amela an-tsika irery eto an-tany hono izy.Eo ny fanontaniana,misy manome hevitra ary mahalasa saina hoe rehefa alainy any daholo inona indray no hivavahana ?Raha izany no izy dia azo lazaina fa fa tsy mitovy ny fotoana izay hisotroan'ireo izay nanao soa ny tambin'ireo asa soa izay nataony,satria ho an'ireo izay niaina tany aloha tany 1000 tona lasa raha arakan'ny hevitra io dia efa nisitraka ny azy izy , ary ireo izay mbola ho avy any aorina any dia ataoko fa ela zay vao hahazo ny valisoany.
Arakan'ny henkoko aloha dia mbola hoa vy ny andro iray izay hampiakarana ireo izay nanao soa , @ io andro dia mbola misy olona velona ka tonga ny anjely rehetra hitsoka tsonpetra ka miaraka @ dia otrany miova doly ny zavatra rehetra,
hoy Zina hoe:
ny asa tsisy finoana dia tsisy dikany ary ny finoana tsisy asa ko dia tsy misy dikany...Miaraka ireo..
marina izany ary izay tsy mahafeno ny salan'isa ilana @ io dia mety ho sahirana izy fa hoan'ireo nahazo isa tsara kosa dia ho mora aminy ny fidirana any @ fanjakan'Atra .
25. prime
(
12/01/2007 10:50)
niryna:... Tsia...
Sendra niresaka ahy ity mpino iray raha nilaza izy fa isika rehetra hono dia samy ho any an-danitra daholo rehefa maty.
Raha izany no marina dia tsy misy dikany ny nanoloran'i Kristy ny ainy teo amin'ny hazofijaliana ka nitsanganany tamin'ny maty...
Fitenenan-dratsy ny anaran'i Jesosy ny filazĂ na fa miditra any an-danitra avokoa ny olona rehetra...
Ny resaka réincarnation voaresaka ao ambony ao dia tsy finoana kristiana ka mba miambena rey olona fa tsy sangisangy anie io resaka famonjen'i Kristy io ka azo ampivadivadiana sy ampifangaroana @ izao karazana fampianarana avy amin'izao tontolo izao e...
26. niryna
(
13/01/2007 05:51)
zandikely:
Zavatra tsy misy izany, fa angano daholo ny betsaka !
Fa iza aloha efa avy tany e!
Satria efa nomena fahefana ianao ka izay safidinao fa tsy an-tery io
27. niryna
(
13/01/2007 05:54)
Zina:
niryna [ Valio ] 05-01-2007 20:19:03
Lohateny : Mankany an-danitra daholo isika rehefa miala eto...
Sendra niresaka ahy ity mpino iray raha nilaza izy fa isika rehetra hono dia samy ho any an-danitra daholo rehefa maty.Mino an'izany ve ianareo sa manana fisalasalana
marina ny LD specifieo kely iza ity "isika rehetra"
ary ny tiany lazaina ve oe raha maty izao isika dia ho any an-danitra?
Tsy izany mantsy fa amiko misy dikany roa izy io ka tiako ho fantatra....
Rehefa maty hoy izy isika dia mankany an-danitra daholo,tsy niteny hafa izy ka izany no nahatonga ahy hanontany:roll:
28. prime
(
17/01/2007 15:19)
Ka raha izany no marina dia matimaty foana i Kristy satria samy hiditra any daholo na ny mino na ny tsy mino...
29. cutie
(
17/01/2007 17:33)
Ka raha izany no marina dia matimaty foana i Kristy satria samy hiditra any daholo na ny mino na ny tsy mino...
:-D:-D:-D:-D
30. Zina
(
19/01/2007 00:17)
Rehefa maty hoy izy isika dia mankany an-danitra daholo,tsy niteny hafa izy ka izany no nahatonga ahy hanontany
Raha izao isika izao rehefa maty dia tsy MISY ny mande any an-danitra izany... Vovoka isika dia miverina vovoka.. ilay fofon'aina izay nomen'Andriamanitra antsika no miverina any @ Andriamanitra. Ny fanahy na tsara na ratsy izay nataon-tsika teto an tany dia mbola levona miaraka amin-tsika any am-pasany ny caracteran-tsika, ny fisainan-tsika dia ao am-pasana doly tsy misy lasa any an-danitra mihitsy.
Hafa indray rehefa tonga ny fihavian'i Jesosy, izay rehetra nanaiky azy ho mpamonjy sy nanaraka ny satrapony ka efa maty dia hitsangana rehefa tonga ny fihaviany fanindroany ary hiaraka aminy sy izay velona nanaiky an'i Jesosy IHANY no miakatra any an-danitra pendant 1000 ans...
31. niryna
(
20/01/2007 02:16)

Ny fanahy dia toa tsy mijanona any am-pasana izany fa miakatra any an-danitra ary dia mamaly ny fanontaniana izay zavatra nataon-tsika tety an-tany
Taiza ianao no nahita io 1000 ans io?:roll:
N
32. niryna
(
20/01/2007 02:23)
Ity misy tantara marina, tsy nahatsiaro tena ity rangahy iray izay tsy mpino ary nandritra izany fotoana izany dia nilaza izy fa nifanena an'i Jesosy hono,niakatra hono ny fanahiny ary nanontany azy hono Jesosy ny zavatra nataony tety an-tany.Nasian'i Jesosy niverina izy ary nasainy hitory ny filazan-tsara sy haneho ny fahasoavana lehibe nomeny ity tsy mpino,nandritra io fotoana tsy nahatsiarovany tena io anefa dia nivavaka tsy hakijanona ity anabaviny izay votom-pinoana.Rehefa nifoha izy dia notantaraina ny hafatr'i Jesosy ary izao ilay rangahy lasa nivadika ho mpino sady lasa nitori-teny =D=D^:^
33. prime
(
23/01/2007 12:34)
niryna> tenin'ny soratra masina ao @ apokalipsy no manambara an'io faminaniana 1000 taona io...
cutie> :-D
cutie> :-D
34. cutie
(
24/01/2007 01:11)
Hafa indray rehefa tonga ny fihavian'i Jesosy, izay rehetra nanaiky azy ho mpamonjy sy nanaraka ny satrapony ka efa maty dia hitsangana rehefa tonga ny fihaviany fanindroany ary hiaraka aminy sy izay velona nanaiky an'i Jesosy IHANY no miakatra any an-danitra pendant 1000 ans...
ary ny ao arinan'zany :roll:
nga tsy we mandrakizay fa pendant 1000 ans