réveillon malgache à marseille

1. kantoirina ( 02/01/2007 15:54)
Namonjy ny réveillon nokarakarain'ny association saint michel tany @ salon de l'évasion izahay ary tena afa-po tokoa. Natsiro ny sakafo, nahafinaritra ny ambiance(be vazaha sy gasy), ary manja kely ny serveuses. Misaotra ireo izay nikarakara dia @ herintaona indray
novalian'i mbaliana ny 16/02/2007 22:13
2. degree ( 02/01/2007 22:37)
de inona aloha ny zavatra azo notsahinao tao e!izay tena nahafinaritra be anao ?Ny fomba fandraisana ve sa ny fomba fanaovan-tsakafo sa ny koran t@ namana vazaha na gasy satria mba ahafahan'ny mpikarakara hitana ny fahaizany sy hanova ny lesoka .:roll:
3. kantoirina ( 03/01/2007 11:50)
ny sakafo no tena tsara fa ny piste no somary kely
4. degree ( 03/01/2007 19:18)
Ho halalahana izany ny kianja ? Ataovy mason-tsokina kosa e! ny kely ananana no ahiratra ka ny Piste kely io no hidolana de manja ihany ny fety ,raha tsy mety kilalaka dia ataovy salegy eny tsy manina fa slow fona mandramparain'ny andro e!:-D=D
5. kantoirina ( 04/01/2007 10:24)
ianao angaha iasn'ny mpikarakara? mangalà salle ngaza @manaraka
6. degree ( 04/01/2007 17:33)
tsy dia mpikarakara loatra fa mpitazana e! mahita anao mitaraina dia manoro hevitra, reveo milay na dia tsy milay aza e!
7. kantoirina ( 05/01/2007 12:01)
:lol:
8. Voarabe ( 10/01/2007 08:17)
Fa toa manja be koa hono ny tany amin'ny Kaolika tany. Ny sakafo nanao zay danin'ny kibo (laoka, vary, champagne, gateau, lasopy.... Nisy karaoke sy DJ tena nilay mihitsy hono.
9. Samoana ( 10/01/2007 12:32)
Voarabe/ Voalazanao:D ! Tsy nasiana dokambarotra teto satria efa nisy namana hafa nikarakara koa:wink:. Fandraisana anjara hanampiana ny tanora @ zaikabe 2007 moa no anisan'ny nanaovana azy e. Araka izany dia 25 euros no fidirana nifaliana sy nitsakiana. Mihetsiketsika ny tanora katôsy eto kah=D !
10. fijo ( 13/01/2007 05:42)
ary nahazo olona ihany ve ny tao amin'ny florida????fa toa ny hafa no re foana?
11. ftma ( 13/01/2007 09:25)
Eny hoan nanao ahoana ry Mima sy ny Berikely ary Lolo sy ny tariny tao? Ny henoo fontsiny hoe niorakoraka ny olona nanalana andry Lolo sy ny tariny fa efa maika handihy, i Mima tsy nihira tsara sady ratsy akanjo no arahan'ilay vadiny vazaha foana :wink:
Samoana: mahay manao fety anie ny jeune ohatranay e :wink:
12. fijo ( 18/01/2007 10:39)
aiza kosa moa no tsy hoarahany iny zavatra tsara be iny le
13. mbaliana ( 16/02/2007 22:13)
angaha zavatra le olona e .. ataovy hoe olona tsarabe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1612