kabarin'ny filoha

1. salopard ( 01/01/2007 14:58)
ry malagasy,tratran'ny taolana daholo
,minoa fotsiny hoy isika t@ mandat taloha ,sambatra izay tsy nahita nefa mino hoy isika @ izao mandat vaovao izao. tsy nifidy ahy toliara dia tsy ho fidiko koa, fa ianareo zay nandany ahy 1er tour dia ho laniko telimoka koa, après l dia m, 4l isantrano hoy isika taloha, 4m na 4mi isantrano hoy isika @ izao
izaho dia nanao fetybe t@ izao faran'ny taona izao, nareo hanao fuite-be(fuite ho any andafy handositra, sy fuite bokantrosa @ kitampombola ny isantokatrano)

ny Tim namako nanao fety ny havokisana, nareo ho faty ny hanoanana

ho tohizana ny fanamboarandalana, ny lalana mankany tsiafahy sy ambondrombe no hamboariko satria mety ho betsaka ny gasy halefa any

misaotra tompokolahy, misaotra tompokovavy
2. salopard ( 01/01/2007 15:14)
tena tsy nisy apperovisionement le maina , sao misy any ry fiffy?
sniff, sniff.....
3. xxx ( 01/01/2007 15:31)
salopard:

ry malagasy,tratran'ny taolana daholo
,minoa fotsiny hoy isika t@ mandat taloha ,sambatra izay tsy nahita nefa mino hoy isika @ izao mandat vaovao izao. tsy nifidy ahy toliara dia tsy ho fidiko koa, fa ianareo zay nandany ahy 1er tour dia ho laniko telimoka koa, après l dia m, 4l isantrano hoy isika taloha, 4m na 4mi isantrano hoy isika @ izao
izaho dia nanao fetybe t@ izao faran'ny taona izao, nareo hanao fuite-be(fuite ho any andafy handositra, sy fuite bokantrosa @ kitampombola ny isantokatrano)

ny Tim namako nanao fety ny havokisana, nareo ho faty ny hanoanana

ho tohizana ny fanamboarandalana, ny lalana mankany tsiafahy sy ambondrombe no hamboariko satria mety ho betsaka ny gasy halefa any

misaotra tompokolahy, misaotra tompokovavy



aza éxagérena kosa e!
4. Fiffi ( 01/01/2007 16:43)
salopard: mba zay ho avy banjinina @ zay eh ! de aza mi-exazy kosa eh ! :roll:
5. Fiffi ( 01/01/2007 16:45)
salopard:
ry malagasy,tratran'ny taolana daholo
de samy tratrin'ny goavy zany eh ! :-D:-D:-D


6. pissoa ( 01/01/2007 16:47)
minoa fotsiny hoy isika t@ mandat taloha ,sambatra izay tsy nahita nefa mino hoy isika @ izao mandat vaovao izao.

Milay be le inspirak teo :-D:-D:-D:-D:-D
7. Fiffi ( 01/01/2007 20:33)
taona vao2 be zao ve de mi-sniffff foana i salopard ? :roll:
8. rabaradaka ( 05/01/2007 14:07)
Zao kosa no izy ry dadatoa, mahatantesa dimy taona indray ary nareo tsy tia an-dRavalo io dia miomana fa hahantra mandrakizay. Fa ny tia azy kosa aloha tsy ha,galatra toa an-dry zaza sy ry Chief satria reo tena manankarena mioampampana tao anatin'ny taona vitsy. Dia isika mba ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2058