hosoloandravalo vaovao daholo ny ekipa
1. salopard
(
27/12/2006 15:41)
ho anareo tovovavy mpanohana andravalo dia toa hosoloany koa hono ny vadiny, ka aiza ry fiffy, xxx, diamondra,ikaretsaka,bobooo,twaynn, kitjo
fa le marché-nay mba avereno levalo ô
fa le marché-nay mba avereno levalo ô
novalian'i BloodTitan ny 29/12/2006 09:42
2. salopard
(
27/12/2006 15:46)
ataovy bebe ny nono, mividiana soutien faux seins, manaova bottoxx, mihinana produit bio sy herbalife , fa ny tiko mampatavy
sniff, sniff snifff....
tsy ampy dôzy keli fa lasa aloha êe!
sniff, sniff snifff....
tsy ampy dôzy keli fa lasa aloha êe!
3. booboo
(
27/12/2006 16:10)
:-w:-w :-w efa quatorze mitsy ingahy zany fa tsy douzy na tsy ampy dôzy kely tsony kah
4. simplex
(
27/12/2006 16:23)
salopard:
hosoloany koa hono ny vadiny, ka aiza ry fiffy, xxx, diamondra,ikaretsaka,bobooo,twaynn, kitjo
ika,
nga ela vevavy :°):-P:-D:-D
5. Fiffi
(
27/12/2006 17:44)
salopard:hitako no....
ataovy bebe ny nono, mividiana soutien faux seins, manaova bottoxx, mihinana produit bio sy herbalife , fa ny tiko mampatavy
sniff, sniff snifff....
tsy ampy dôzy keli fa lasa aloha êe!
6. xxx
(
27/12/2006 17:53)
avo ny lanitra fa tsy takatro! tena ho any @ ra8 any aho fa aza matahotra salopard,ary hialona salopard fa zà tena sipa misy .....sady manana .....no experte!
7. salopard
(
27/12/2006 19:32)
xxx, misy inona, misy nono, omby vavy beronono izany, ok ça va, tsy mividy omby intsony zoky levalo ex-perte ( perte very sipa? aza taitra vola be no ao, tsy perte intsony njy)
fa tena marina io an! porrofo: lalao ny anaran'ny vadiny, ary saraho ny anaranjanany
mba mety tsy ho any colombie intsony ve ra8? tena ratsy le produit avy any
tsy ampy dôzy aloha , fa lasa e! sniff...
fa tena marina io an! porrofo: lalao ny anaran'ny vadiny, ary saraho ny anaranjanany
mba mety tsy ho any colombie intsony ve ra8? tena ratsy le produit avy any
tsy ampy dôzy aloha , fa lasa e! sniff...
9. diamondra27
(
27/12/2006 21:38)
salopard: ngah mbola tsy ampy ny volaben'ny ra8 no mbola mitady diamondra fa tsy lalao?:-D:-D:-D
ary les 12 salopards hanao inona fotsiny?
=))=))=))=))
ary les 12 salopards hanao inona fotsiny?
=))=))=))=))
10. ikaretsaka
(
28/12/2006 01:08)
kay lelika eeee. lasa vevavy za ..... so de mba tsy rariny kosa:evil:^^
11. ikaretsaka
(
28/12/2006 01:10)
simplex:
salopard:
hosoloany koa hono ny vadiny, ka aiza ry fiffy, xxx, diamondra,ikaretsaka,bobooo,twaynn, kitjo
ika,
nga ela vevavy :°):-P:-D:-D
hahahahaha za letsy gaga
ajanony ny mosy rehefa tsy zaka le
=D
14. xxx
(
28/12/2006 09:34)
... salopard.
Very hasina ny fanaovana politika gasy ! Midina ambany be ny lenta ka na ny mamaky aza mandreraka.
Tsy nifidy ravalo aho raha afaka nifidy, fa tsy izao kosa ny fomba fanoherana na ady seza na ady hevitra no tiana ato. 8O

15. Simpona
(
28/12/2006 14:12)
ikaretsaka, asehoy am salopard ny malalahilahin'la,
:D:D:lol::lol::-D
xxx
rediredin'i salopard zany fa tsqy aleonao aty amiko ??? :-P:-P:-D:-D
:D:D:lol::lol::-D
fa zà tena sipa misy .....sady manana .....no experte!
xxx
rediredin'i salopard zany fa tsqy aleonao aty amiko ??? :-P:-P:-D:-D
18. ikaretsaka
(
28/12/2006 17:55)
Fiffi sy diams
eh eh eh!
Otran'ny ao anaty taksi brosy sy taksi be @ le matos:
Mijery fotsiny fa tsy mikitika ngo de tapaka eo tokotrany!
nenareo no te ho tapahanareo any ! t@ mbola tany ankibon'i mamanareo!
=D
eh eh eh!
Otran'ny ao anaty taksi brosy sy taksi be @ le matos:
Mijery fotsiny fa tsy mikitika ngo de tapaka eo tokotrany!
nenareo no te ho tapahanareo any ! t@ mbola tany ankibon'i mamanareo!
=D