Nahoana kay isika gasy no matim-boninahitra e?

21. lapino ( 31/12/2006 08:58)
soanja > ny mampalahelo dia isika gasy ihany no manototra ny maha-izy antsika amin'ny maha-izy ny vazaha. Asa na entin'ny sitrapony ireny gasy ireny (mbola zana-tsaina), na eo ambany baikon'ny vazaha ohatra ny filazany ny tribonaly irakiana. :roll::roll:
22. dadie ( 09/03/2007 20:01)

za koa mitovy hevitra am booboo zany oe samy manana ny toerany ny zavadrehetra
ohatra ra ny any dago na enao nanao ity sujet ty ary ra manana mpiasa d manaiky v enao atsoina am anaranao? fa ny any tsy maitsy atao oe madama na ramose ,fa anay aty alo tsy manana mpiasa e donc am ol tsy fantatra no ato zany lol....
23. Kwasi ( 15/03/2007 23:45)
Ny ahy ny tena tsy voako dia ilay olona mpanao hoe "Tsy fantatrareo angaha za... wawawa". Raha sendra an'ireny dia valio hoe "Tsy fantatro enao ary izaho koa tsy te hahafantatra olona ohatranao izao"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2976