Adventista
25. LazaDaddy
(
02/01/2007 04:46)
tsy maninona na toa ka sanatria manompa aza ny dikan'io ry ikaretsaka fa tsy dia mampiova ny fijerin'Andriamanitra ahy izany ka :)
27. Zina
(
02/01/2007 18:04)
To otran'ny tsy fantatrareo ilay tiako lazaina...
Ny zavatra nolazaiko dia oe na iza na iza @ finoana dia betsaka ny Miandry ny fihavian'ny Jesosy dikan'izany ADVENTISTE ireo satria izany ny dikany miandry ny fihavian'ny Jesosy fanindroany....dia izay...
Laza a, otrany sarotra amin'ny akamaroan-tsika ny tena oe: Manaradia an'i Kristy

28. Rasiligaoma
(
02/01/2007 21:53)
Laza a, otrany sarotra amin'ny akamaroan-tsika ny tena oe: Manaradia an'i Kristy
ka samy manana ny fombany fanarahana dia anĂ kristy ko.. ary samy midrikina hoe ny azy no mety
ilay kristy aza kay mo ny an'ny sasany lazainyfa hoe baiboly hono!
Vao hatreo aza dia samihafa ny fomba fijery !
aiza no ho tsy sarotra