raha izao no mitohy

1. bazylou ( 22/12/2006 22:56)
dai hangotraka be mihitsy ny depute!! fa mety ho maro an'isa ny deputen'ny opposition. Na dia ny avy any toliara sy tamatave fotsiny aza!!
Tsy maintsy hanao cohabitation izany raha toa ka!!
répondu par xxx le 25/12/2006 12:56
2. ikaretsaka ( 22/12/2006 23:38)
andeha koa za hirotsaka depute le
fa za tsy opposition an...
3. lapino ( 23/12/2006 05:05)
Ho an'ny opposition, mba ataovy olona matotra sy misaina daholo no apetraka ho depute, indrindra raha manantena majorité izany !! Raha tsy izany dia ho bontolo be fehizay eo io opposition io.
4. fijo ( 23/12/2006 05:23)
izay indrindra.
izao aloha dia efa tokony hanomana tsara io dingan aio ny mpanoitra.
faharoa,tokony hijery olona hafaka sy mahay manazava ny tanjony ry zalahy,fa tsy le mamerina foana ny efa hita sy hain'ny maro ireny.
ary tokony ahay hiaraka fa tsy anao valala an karona ao.
raha izay no misy,dia handroso mada
5. BloodTitan ( 23/12/2006 13:51)
oka zay le wa wa wa fa ampy zay!!! fety ndray zao atrehina!!!
Jereo eto :-D:-D:-D:-D:-D
6. madera2 ( 23/12/2006 17:55)
raha tsy te wwa wa wa dia afaka tsy mandray anjara ,fa matoa natao dinika ity dia mba ahafahana mifanakalo hevitra ry blootitan , matoa misy ny wa wa wa misy zavatra tsy mandeha ao fa olona tsy azo ampanginina okay!
7. Fiffi ( 23/12/2006 21:14)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
8. ronaldo09 ( 25/12/2006 11:41)
:evil::evil::evil: Inona koa ary ty lakolosy be mamparenina ity ,tsy tokony ho ato mihitsy no hanaovana an'io!!:evil:
9. xxx ( 25/12/2006 12:00)
nga ronaldo09 tsy mba nanao fety sambatra zao Noely zao ? miarahaba ny rehetra hanao fety sambatra izy de io ve de tsy tantinao ? :roll::roll: na izany aza de joyeux Noël e !
10. xxx ( 25/12/2006 12:56)
xxx, ny HS dia HS foana na inona teneniny na inona. Na mitory teny any amin'ny Hatsikana sy Lalao aza - HS izay. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1085