vhv tsy te-hiteraka
21. pissoa
(
24/12/2006 14:16)
Izaho tsy miteny hoe handeha hiditra amin'ny fiainanareo akory ny olona, ka hanery anareo hanamboatra zazakely. Ny teniko dia hoe "normal" be, raha lasa ny sainy - na mipetraka aminao ny fanontaniana indrindra raha mihevi-tena ho havanao na namanao akaiky izy.
Rehefa avy manome ny fanazavana lavareninao ianao izay izy vao "mety" ho tony ... ka tsinin'ny havanao ve hoa raha mba manontany izy sao manana olana ianao ? :-D:-D:-D
za teo oe:
[...] Hafa ny hoe mbola miandry kely fa mbola tsy vita ny bosy, na hoe mbola te hiakatra grady aloha any ampiasana. Hafa kosa ny hoe efa hita mivady 10 taona tsy mbola miteraka ihany. Amin'io faharoa io, angamba tsy hoe ratsy akory ny fandraisan'ny olona azy, fa "te hahafantatra" izy.
Rehefa avy manome ny fanazavana lavareninao ianao izay izy vao "mety" ho tony ... ka tsinin'ny havanao ve hoa raha mba manontany izy sao manana olana ianao ? :-D:-D:-D
22. sipagasy
(
25/12/2006 07:28)
mmhhhh pissoa annn fa inona moa ny tokony hidiran'ilay hoe "havana" @ fiainan-tokatranon'ny olona araka ny ohatra noraisina io ambony io hoe 10 taona nivadiana ka tsy niteraka?? toa hafahafa amiko izany!!! SAFIDY anie ilay izy e! ka io dia malalaka fa tsy ifanerena ao @ ilay hoe "normal" araka ny teninao akory!! "normal" izany ny mpivady aminao raha 10 taona nivadiana ka miteraka???? amiko dia tsy "normal" raha tsy safidiny fa voaterin'ny ilay "pseudo" fiaraha monina izy ireo kouuuu ....
23. pissoa
(
25/12/2006 12:46)
Novakianao ve io noteneniko io
Sa tsy azony anontaniana mihitsy fa samy mandeha samy mitady ny fiainana de rehefa maty vao mifandevina ? :lol:
Ilay safidy ihany no teneninareo, angaha moa misy manda an'io. Vakio indray :roll:
Izaho tsy miteny hoe handeha hiditra amin'ny fiainanareo akory ny olona, ka hanery anareo hanamboatra zazakely. Ny teniko dia hoe "normal" be, raha lasa ny sainy - na mipetraka aminao ny fanontaniana indrindra raha mihevi-tena ho havanao na namanao akaiky izy.
Sa tsy azony anontaniana mihitsy fa samy mandeha samy mitady ny fiainana de rehefa maty vao mifandevina ? :lol:
Ilay safidy ihany no teneninareo, angaha moa misy manda an'io. Vakio indray :roll:
24. tywa68
(
25/12/2006 19:58)
ny tena hitako aloha d tena zava-dehibe amiko ny mananjanaka, fa aleo lavitra tsy manana toy izay manakenda, na mamono sns rehefa eo lay zaza ! safidy io fa ny fiainana azonao no mahatonga anao mifidy hoe te-hananjanaka sns ...
25. soanja
(
25/12/2006 21:38)
pissoa:
Soanja, take it easy :-P:-D:-D:-D
I've tried my best. Thanks anyway for the advice. Life is a precious gift from God. We should look into it in positive way as we embrace others'choices 'cause we know they should assume the responsibility of their actions.
Misaotra andry izany nahatsapa fa safidy ny azy fa tsy manome tsiny azy, nefa marina ny andry azo atao foana ny mametraka fanontaniana amin'ny fiainana satria izay ihany no ahafahana mahita ny valiny mety.:-*
26. colar
(
31/12/2006 14:25)
ny ol maniry tsy hiteraka amiko de to tia tena ,tsy te hisahirana,te hirevy fona,nefa ange azo atao fona ny revy na miteraka aza e,mino alo za fa vitsy ny gasy no maniry tsy hiteraka zany e,samy otran miezaka mafy daol hanan taranaka,za alo de we miteraha ka mamenoa ny tany hoy ny soratra masina d zay zany ko,aleoko misy toy zay tsisy
27. soanja
(
31/12/2006 16:12)
colar:

Safidy tokoa le izy ry Colar. Mazava be ny fihitanao azy toy izany.
Fa aleo indray izany jerentsika amin'ity lafiny ity hoe: nisafidy ihany ny olona iray hiteraka nefa tsy nikarakara na nahakarakara. Firify tokoa moa ny ireo zaza nilaozan-dray na reny, nefa nahavita an'izany tanteraka ireto olona ireto fa nandao azy ireo. Iza no mijaly amin'izany? ianao niteraka sa ilay nateraka raha nilazaonao ny zanakao nefa matetika ny antony nandaozany ny fianakaviana dia noho ny fiovana nisy tao an-trano. Tsy mitovy tamin'ny taloha intsony ramatoa nony avy niteraka satria sahirana amin'ilay zaza sns maro. Firifiry ny reny lasa mivarilavo ka tsy mahakarakara ny zanany intsony.
matanjaka ve ny sainao hahatanty fiovana amin'ny fiainana?
Betsaka lavitra noho ny isan'ireo nifidy tsy hiteraka ny isan'ny nifidy hiteraka. Jereo i Afrika.
Mino aho fa matoa nisafidy tsy hiteraka ireto olona ireto dia tsy mahatoky ny tenany hahakarakara ny momba azy sy ny zanany. Azo jerena hoe fitivan-tena amin'ny fianana tsotsotra saingy raha dinihana lalina dia fieritreretana ny hafa koa. satria raha tsy hahakarakara ny zaza dia hisy foana fianatraikany amin'ny fiarahamonina satria ny mistakes ny hafa ny hafa no mibaby azy.
Reponsabilite daholo no ijerana azy e. Raha hiteraka aho dia aina iray no eo ampelatanako hokarakaraiko. Vitako ve sa tsia? There's no guarantie anefa ny fiainana.
Good luck daholo amin'ny fitaizana e.
Zah aloha te hiteraka e.
28. ikaretsaka
(
31/12/2006 20:46)
marina daholo io hoe ao @ fiaraha monina io..
rehefa tsy manaraka ny fiaraha monina ianao dia tsy normale izay
raha misy adala bedebe ao ka ianao ihany no hendry dia ianao izay ilay ilay tsy normale.
raha misy mpanohitra bedebe eo ka ianao irery no mpomba dia ianao izay no tsy normale.
raha misy vehivavy te hiteraka bedebe eo amin'ny fiaraha monina ka ianoa ihany no tsy te hiteraka dia ianao no tsy normale.
dia miaina ao @ ilay fiaraha monina anefa ianao...
dia .. atao akory fa izay no norme aminy... safidinao ilay izy fa tsy norme dia ahoana!

29. xxx
(
03/01/2007 15:13)
tsy dia fahasiahana no fahazoako an'ilay izy fa naturel : naturel @ " biby " dont ny olona, ny procréation . Anisan'ny MISSION n'ny vehivavy ny procréation . Raha toa moa ka mandà ny tsy hiteraka daholo ny vehivavy dia lasa espèce en voie de disparition ny olombelona (heureusement qu'on n'en n'est pas encore là)
Noho izany dia raisin'ny fiaraha-monina ho toy ny égoïste ny vehivavy tsy tia hiteraka , satria mbola te hirevy araka ny voalaza ohatra
Noho izany dia raisin'ny fiaraha-monina ho toy ny égoïste ny vehivavy tsy tia hiteraka , satria mbola te hirevy araka ny voalaza ohatra
30. soanja
(
03/01/2007 16:12)
Raha zay "mbola te hirevy" izay tokoa moa ny handraisan'ny olona ny vehivavy tsy te hiteraka dia atao akory fa dia manaja ny fiheviny aho satria io tokoa ny fahitany azy amin'ny mahate hiteraka azy sns...
Saingy raha izaho manokana indray ny fihevitro dia hoe fantany ny ho fasahiranany raha miteraka izy dia tsara aminy raha fantany mialoha ny tsy hahavitany izany (fasahirana) izy, ny tsy miteraka izay safidiny , satria raha toa ka hiteraka izy (noho ny fihevitry ny firahamonina mitaky izany) nefa tsy hahavita hisahirana de izay no fara fahoriana ho an'ilay zaza ary enta- mavesatra ho an'ny societe ny safidiny.

31. cutie
(
04/01/2007 00:49)

miombon-kevitra :lol:
32. mirana5
(
09/01/2007 16:13)
Avelao fa safidiny izany8O na inona na inona, ndray mandeha ao @ fiainany ny VEHIVAVY TSIRAIRAY raha tena VEHIVAVY ZAN AN!! dia maheno ao anatiny ao fa te mba hahazo zazakely, rehefa dila io fetra io dia lasa tsy fitiavana anan-janaka no miseho ka tsy mahagaga zany é:cry:
33. oceanejane
(
11/01/2007 12:47)
faly miarahaba antsika retra
tena mahaliana ahy tokoa le sujet fa indrindra ny toro-hevitra sy ny point de vue omeny Soanja am lay resaka.
ny momba ahy manokana de za de tena tia zaza ary tena naniry tokoa ny mba hiteraka izany .ankehitriny anefa 25ans aho ary miaraka enconcubinage am ol 1efa ho 9mois (tsy malagasy izy). efa nisara-panambadina izy ary mananjanaka 2. tsy nanisy olana ny fisian'izany situation izany aho entre-nay 2 ary tam izy nande nijery ny zanany tam vacance aza de zahay no niaraka nividy cadeau ho azy ireo sy nanafarako zvt avy any dago mintsy. ny nanazavako azy tam moa de hoe "tes enfants sont les meilleures parties de toi, je t'aime donc je pense q c pas difficile a comprendre" no sady za ko tsy afaka miteraka.
le mois dernier, je suis tombe enceinte, de nolazaiko azy malgre le fait hoe efa nilaza tamiko izy fa tsy te hiteraka intsony. fa de nolazaiko azy fa efa manana izy fa ity koa ahy donc je le garde.
malheureusement, il me manquait qlq chose, LUI. au bout de 3 semaines de grossesse j'ai perdu le bb.
hitany hoe nalahelo aho mais j'ai decide apres cela q peut etre il valait mieux q ca se passe ainsi.
si je devais choisir entre lui et avoir des enfants, j'ai deja fait le choix en avortant. j'ai pas eu le courage de lui dire la verite...........
asa mety hoe tsy izy no anjarako ary mety tsy haharitra ny fiarahanay ary nanota aho namono olona fa efa nandinika aho de tsy fidiny ho an lay zaza ny ho tonga ety an-tany tsy hanana Ray en plus il sera metisse, hijaly izy satry misy toerana ho banga ao am fiainany tsy ho voafenoko na oviana na oviana.
mba mangataka conseil aho, diso ve ny choix nataoko? j'ai l'intention de me faire faire 1 sterilet pour eviter 1 nouvelle grossesse, pour lui et pour moi.
ny RAR efa mba maniry izany zafi-kely izany, j'ai peur de leur faire part de ma decision.
je suis fille uniq avec 2 frere et je suis l'ainee.
j'habite pas a Mada..............
j'aime mon compagnon (peut etre un peu trop direz vous, mais j'ai l'intime conviction q c l'homme de ma vie et si je dois sacrifie ce desir q j'ai eu je le ferais. 1 jour Dieu nous donnera des enfants qd Il jugera q'on est pret ts les 2, il y surement encore qlq q'il faut q'on change dans notre couple..........)
MIALA TSINY fa lava loatra le izy fa nilaiko ny namoaka ireo tato anatiko

34. oceanejane
(
11/01/2007 12:50)
j'ai oublie de preciser q mon compagnon a 29 ans, q'il s'est marie a l'age de 22 ans car son ex femme etait enceinte.
ils ont divorce depuis 2 ans maintenant.
ils ont divorce depuis 2 ans maintenant.
35. soanja
(
14/01/2007 05:54)
oceanejane> Mahareza hatrany amin'ny fiainana . Izay mahasoa ataon'Andriamanitra. Ny safidinao no zavadehibe amin'ny fiainana satria io ihany no ahafahanao miaina tsara sy mamokatra ho an'ny fiarahamonina maharitra sy mifanasoa. Good luck amin'ny rehetra.
ps> ny zaza metisy de mahafatifaty tokoa ka aza heverina hoe olana izany. Fa ny hoe vonona ianao ny hiatrika fiovana izay no tokony zavadehibe. :-*:-*
ps> ny zaza metisy de mahafatifaty tokoa ka aza heverina hoe olana izany. Fa ny hoe vonona ianao ny hiatrika fiovana izay no tokony zavadehibe. :-*:-*
36. tywa68
(
14/01/2007 10:59)
oceanejane : raha tena mifankatia tokoa nareo dia mahay maka ny décision tsara ho anareo !
Fa ts hoe efa manana izy dia ianao hanao sacrifice !
Fa ts hoe efa manana izy dia ianao hanao sacrifice !
37. tywa68
(
14/01/2007 11:03)
oceanejane : ny mametraka stérilet dia tsy possible ho an'olona mbola tsy niteraka fa pilule sy préservatif ihany.
38. Zafintaolo
(
12/12/2011 08:42)
soanja:
dailynews:
ie, safidy araka ny nolazain i soanja io.
manana efa image koa ny fiaraha monina hoe: mianatra-miasa-manambady-miteraka..koa raha tsy arahinao io lalan ny fiarahamonina io dia heveriny fa hoe misy tsy mety ianao. indrindra moa fa fiarahamonina malagasy io....(izany kosa e)
tsy manana sipa ianao dia lazain ny olona hoe aiza ihany lery e. sady tsy menatra mihitsy manontany hoe fiainana manokan ny olona anie izany.
iny indray izy fa tonga dia tonga dia hoe rahoviana no hanapaka mofomamy no mahamaika ny olona.
dia mbola tsy miteraka indray dia manotany foana ny olona hoe rahoviana no hanolo couche.
rehefa manolo couche ianao izay vao azoazon ny fiarahamonina ny ainy....
asa aloha...
Dailynews sy Fijo> Marina tanteraka ny teninareo.
Izay no maha fiarahamonina ny firahamonina misy norma tokoa takiany. Matetika anefa io dia mahasoa ny rehetra tokoa satria logic be anie le hoe hanambady ve de tsy hiteraka saingy tokony eo koa ny societe hijery ny fiaimpiainan'ny tsirairay satria ny tsirairay manana ny needs sy ny value -ny avy any aminy any fa tsy manao bamba ray hoe izao no takiana dia izao no tokony ho izy. Tsy tomga lavitra tamin'io fahasambarana sy value hapetraka ny tsirairay io ny fahalalan'ny ankamaroany.
Eto matetika no hitako mahavoa ny firahamonina gasy. Manao bamba ray fa tsy mijery ny pitsopitsony raha ny resaka atao hoe FAHASAMBARANA takian'ny tsirairay. Mahita kosa izy pitsopitsony raha problema na olana ny tsirairay just pour hifosana satria izay no needs-ny. Tia mifosa ny societe gasy ka raha tsy misy hifosana dia marary ny ambanindaim-piainany.
Tsy mampalahelo ahy izany fisainana izany fa manentana ahy hanao izay mba zakako entina any hanampiana azy ireo satrai tsy fantany izay ataony fa nandova an'io fotom-pisainana io izy tamin'ny razantsika.
Ny tsy tonga ao an-tsain'ny olona be tsikera fotsiny dia hoe maro ny antony tsy itiavan'ny olona sasany hiteraka. NY an'ny sasany izany moa aza zaza tsy nirina de ariana fotsiny... tsy aleo ve tsy nateraka mihitsy fa lasa mijaly fotsiny ilay zaza.
Ny tenako dia nanapa-kevitra ny tsy hiteraka, tsy sampona aho akory fa maro ny antony, safidiko izany ary izany no hitako fa mampetimpety ny fiainako ka izay fosa sy tsikeran'ny olona any (indrindra ny gasy) tsy asiako sira.
Manana aretina manaraka nolovaiko t@ RARko aho samy namindra aretina t@ko na ny raiko na ny reniko. Ny androantokom-piainako dia aretina fotsiny, saika isam-bolana, voire isan-kerinandro marary foana ary le aretina tsy sitram-panafody fa nitaiza ary hitaiza ahy mandrapahafatiko. Tsy te-hiteraka aho satria TSY TIAKO HIJALY OHATR'AHY NY ZANAKO, tsy te-hisahirana hitaiza zaza marary aho, ary tsy te-hanana taranaka farofy lava. Eh oui, c'est mon choix, raha maniry hitaiza aho any aoriana any dia aleoko manangan-jaza, zaza kamboty mahafeno tanàna miandry RAR hitia azy bobaka be.
Fahateren'ny saina le hoe: "aleo miteraka toy izay manangana, fa hafa ihany ny nofon'ny tena" ô rey olona ô, alika sy saka tezaina aza tianao ohatry ny inona fa vao maika zazakely, tianao, tia anao ary hahasambatra anao iny na tsy nofo sy rànao aza.
Raha tsy te-hiteraka mihitsy ilay olona, dia azy izay fa izay mahasoa ny fiainanao atao. Tsy ianao akory no hiteraka zaza sampona, tsy ianao no hitaiza zaza marary lava, tsy ianao no tsy hanan-taranaka, tsy ianao no ho sahirana @ fitaizana zaza @zao andro sarotra izao...
Etsy an-daniny ny lafiny ara-bola, aiza ve ka olona mikarama 500 mil fmg par mois de miteraka, ny karamanao aza tsy ampy anao anaty ny 1 volana akory, tsy vitan'ny mampijaly tena fa mampijaly zaza, tsy hitako zay fahasambarana @zany, ary sur fa tsy ho tafita lavitra @ fiainany akory ilay zaza voataiza tanaty fijaliana....lasa fiainana roa be izao no simba...ka asakasaky ny tsirairay e!