Mr et Mme

1. ratonga ( 21/12/2006 08:15)
niteraka 5 vavy hono Mr et Mme Duciel, iza avy no anaran'ireo ankizy ?:lol::lol::lol:
novalian'i nolalaina ny 02/01/2007 23:33
2. nolalaina ( 21/12/2006 08:39)
5 be zao ve no tadiavina?? :-w :-w :-w
tô ho sarotra izy zany ka!! :roll:
(mba omeo ny 1 au moins éh!! dé avy eo zay mitady ny ambiny) :wink:
3. miarina ( 21/12/2006 09:20)
Sao de mipetraka any Strasbourg io olona io aza ... Mr et Mme DuCiel ( fa zany hoe le ol fantatro any aloha tena tsy Ciel e lol.)
4. booboo ( 21/12/2006 09:56)
Ratonga > afa-po kah ! :°)
5. ratonga ( 21/12/2006 10:06)
bethy ny vavy matoha!!!:lol:
6. barry ( 21/12/2006 10:25)
afapo e:lol:
7. ratonga ( 21/12/2006 11:49)
ao fa ampina iray dray ary "sandra" no faravavy:wink:
8. nolalaina ( 21/12/2006 14:35)
Bethy - (papa)- Noelle - kathy - Dess - Sandra DUCIEL

io vé?? :roll:

:oops:
9. cutie ( 21/12/2006 15:02)
:-D:-D:-D:-D
10. ratonga ( 21/12/2006 15:17)
nolalaina:=D=D=D
misy fanitsina kely fotsiny
Bethy, Baba, Noelle, Candide et Sandra Duciel
11. nolalaina ( 21/12/2006 19:42)
ratonga : enao no isôrana fa raha tsy nanomé anlé bethy sy sandra ngah hitako akooooory?? sôtséééé!! ^:^ :-*

cutie : 8)
hihihihihi
12. aigredoux ( 22/12/2006 10:55)
Reto avy le zanany 5: Soleil, Lune, Etoile, Nuage, Planete =)) =)) =))
13. xxx ( 22/12/2006 16:01)
Holy d Fanja d Malala d ory Jeanne be d le faravavy Raivo
14. ledada ( 02/01/2007 12:46)
teraka ikoto t@ 19kadradraka, d nony lehibe izy d nantsoina oe rakoto, d ny zanany nony nanambady sy niteraka d natao oe razandrakoto, d ny zanak'io koa natao oe razafindrakoto nony taty aoriana.
Fanontaniana: iza no anarn'ny zanak'i Razafindrakoto?
15. nolalaina ( 02/01/2007 23:33)
Razafindrazandrakoto!! sa diso io?? :lol:
hihihihi mbô miteniteny fona éh!! sô mahazo louka!! :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354