Tsy mila mandeha lavitra

1. xxx ( 20/12/2006 22:27)
Isika kay manana ny Ben laden antsika... tsy hita hatramin'izao: --->Pety

Manana ny Afghanistan antsika isika ----> Ikelihorombe


Manana ny Sadam Housein izay efa tratra ----> Fidy

Manana ireo sefodeba taloha voatazona ao Guantanamo---> Coutity, Voninahitsy,


Manana ny bevaka rehetra toy andry Castro , Kim Jongil, Mahmoud Ahmadinejad, Chavez
izay Voan'ny embargo sns -----> ry Pierrot sy ry deba...


sy ny sisa sy ny sisa

Tsy ny biby sy ny zavamaniry ihany no mampiavaka asika @ zao tonolo izao fa zany rehetra izany
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:37
2. Zina ( 20/12/2006 22:31)
hahahah tsy ratsy ndray iny kle
3. Fiffi ( 20/12/2006 22:32)
:-w:-w
4. fijo ( 21/12/2006 05:22)
ka raha manana ireo isika dia tsy miavaka anie izany e,satria efa hita any ankafa ireo
5. Rasiligaoma ( 21/12/2006 20:30)
hahaha
marina indray iny!

ary iza no lweinsky an'ny gasy kay?
6. fijo ( 21/12/2006 22:37)
mbola hokarohana io ka.ho hoho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1505