0% tamin'ny fifidianana

1. zakilinina ( 20/12/2006 13:58)
Inona no lesona azo tsoahina mba tsy hiverenan'ireny 0% ireny intsony ?
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:42
2. Fiffi ( 20/12/2006 14:24)
0% ? ny @ inona io ?:roll:
3. xxx ( 20/12/2006 14:43)
Fiffi oa tsy voatery hamaly rehefa tsy azo

zakilinina> tokony ho tonga saina ry 'zareo 0% e. Mila mivondrona ny mpanohitra raha te hahazo vato satria izay misaraka fasika
4. tezitra ( 20/12/2006 14:56)
ampiako: 0% t@ fifidianana fa 100% fividianana

arrete vos conneries xxx,fiffi, zakelinina, alohany hamaliana inona no anton'izany, mino ve nareo fa nisy io 0% raha:

1) surtout bulletin unik

2) tsy nampiasaina ny caution(ny dikan'ny caution dia mandoa vola ianao, dia aterin'nynfanjakana ny bulletin-nao, raha + 5% ianao, dia misy vahoaka miaraka aminao, dia rembourser ianao;)indrisy tsy naterina ny bulletin, nampiasaindravalo ho azy ny caution-n'olona 125 millions x 10 candidat = 1 milliards, 25 tsisy PMU natao , dia nahazo vola ravalo

3)novidiana ny mpanapaka jiro tao @ mininter, ny mpanisa vato,

5. xxx ( 20/12/2006 19:28)
afaka porofoin'i tezitra ve izany?
6. Fiffi ( 20/12/2006 20:11)
Candidats Voix obtenues Taux
RAVALOMANANA Marc 2 430 489 54,80
LAHINIRIKO Jean 518 084 11,68
RATSIRAHONANA Norbert Lala 186 355 4,20
RATSIRAKA Iarovana Roland 447 510 10,09
RAZAFIMAHALEO Herizo Jossicher 401 389 9,05
RAKOTONIAINA Pety 74 536 1,68
RANDRIANJOARY Jules 33 202 0,75
RAJAKOBA Daniel 28 670 0,65
ANDRIAMANJATO Ny Hasina 185 033 4,17
TSIRANANA Philippe Madiomanana 1 068 0,02
48 0
MONJA Roindefo Zafitsimivalo 9 0
MANADAFY RAKOTONIRINA 14 621 0,33
RAVELOMANANTSOA R. Elia 113 863 2,57
TOTAL 4 434 877 100

kay tena marina sy mitombona mihintsy io 0% io an !

7. zakilinina ( 20/12/2006 20:28)
Na dia ny vady aman-janany aza angamba tsy nifidy an'ireny aotra isan-jato ireny. Efa nanarina angamba ny sasany hoe : "aza milatsaka hoà i dada fa mahamenatra sy mandany ny harenantsika !"; "ny tanimbary aza efa namidy kanefa dia aotra %".
8. Ninyah ( 20/12/2006 20:32)
mahagaga marina reto le 0% ny fianakaviany marina ve de tsy nifidy azy?mmmm mahagaga! tokony mandinika marina alohan' ny hilatsahana ka!
9. fijo ( 20/12/2006 21:10)
tsy hoe tsy nisy nifidy,nisy ihany fa vitsy kely,dia raha atao ny stat dia tena 0,0000000008%ohatra,dia efa naman'ny 0% ihany izany.
mazava hoazy fa raha sady milatsaka enao,no mitarika ny olona hanafoana ny fifidianana ilatsahanao,no tsy manatitra ny buleta amin'ny fotoana tokony hanaovana izany,ary mbola misaratrsaraka koa,dia tsy tokony hanantena zavatra be eo akory an
10. Fiffi ( 20/12/2006 22:35)
ohatra fotsiny hoe :

RAZAKARIMANANA Ferdinand 48= 0%

MONJA Roindefo Zafitsimivalo 9= 0%

11. lapino ( 21/12/2006 01:45)
Mety ho azo jerena koa amin'ny lafiny hoe, tsy dia manana fitaovana fanaovana sondage tsara isika, dia tsy maintsy efa lasa ny fifidianana vao afaka mahita ny mpanao politika hoe ohatra ny ahoana ny "lanjany", na ny "popularité"-ny.
12. fijo ( 21/12/2006 05:27)
io mino aho fa efa fantany mialoha ny eo antanana sy ny mety hoazo.rajakoba izao efa nahita ny azony taloha,nefa mbola nilingilingy ihany.
ry monja ve dia mihevitra fa ahatohitra an'i lahiniriko????tsy aleo nanohana an'iny dia mba mety nisy hirika ny salan'isa????fa le fitiavantena mihintsy no olana
13. rabaradaka ( 21/12/2006 06:59)
Tsotra ny lesona azo tsoahina, aza mandany vola rehefa tsy vonona. Manandafy ve tsy menatra an'i Elia, ny iray goaika efa drodroky ny politika ny iray ratsy vintana
14. fijo ( 21/12/2006 22:42)
nibaradaka tao ndafy kle...ratsy fiafara ny fiainana politikany.indrisy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.108