zoky sy zandry

21. fasaly ( 20/12/2006 21:10)
kelly msotsa:-*
kou zà ngah mbola niresaka valy tam salmo:-D:-D:-D hay te hanotany ny anaran'i valy fotsiny de mody hoe zoky milay i fasaly...:roll::-D:-D:-D
22. kelly13 ( 20/12/2006 21:11)
mdrrr, mahay politika ny zanjinjy ka mdrrr
23. fasaly ( 20/12/2006 21:13)
:-D:-D:-D kelly: kay zay ngamba no mahatonga an'i xxx hoe mitombo ny ho fidiana fa tena politisianina mahay politika be la zandry lahy io:-D:-D:-D
24. xxx ( 20/12/2006 21:13)

perserverance lesy e ;-)
25. salmo ( 20/12/2006 21:16)
:-w:-w efa fombany zoky rehetra mintsy zay le manafinafina zay:-P:-P
26. kelly13 ( 20/12/2006 21:18)
salmo>ka sao d lalaovinao eo kosa ny vadiny kou satria hoe "vadinjoky kilalaonjandry" hono :-D
27. fasaly ( 20/12/2006 21:24)
:-D:-D:-D:-D
28. fasaly ( 20/12/2006 21:26)
salmo: ny anaran'i valy re i salmo1 a!:roll::roll::roll:
29. salmo ( 20/12/2006 21:26)
:-D:-D
30. salmo ( 20/12/2006 21:32)
fasaly> mitovitovy am zandriny ndria ve izy?:roll::roll::P:-P
31. salmo ( 20/12/2006 21:34)
Tsy fomba ny mampitovy ny tiana amin'ny mpiraitapo sy havana akaiky hihi.
32. fasaly ( 20/12/2006 21:52)
salmo:

fasaly> mitovitovy am zandriny ndria ve izy?:roll::roll::P:-P


ié!:wink::°):-P;-)


33. salmo ( 20/12/2006 22:11)
fasaly>8O zany ve de hitovy anah!!! tsssssssss. de oe bandy milay ane ony zany levaly zany e :-D:-D
34. salmo ( 22/12/2006 00:08)
Tonga de tsy nahita tenenina ndray, lay mpamaly ndrindra iny tato, fa ody manao sarikely mihanahana fotsiny:-D mapme be izy zany:-D
35. fasaly ( 22/12/2006 06:55)
salmo:

fasaly>8O zany ve de hitovy anah!!! tsssssssss. de oe bandy milay ane ony zany levaly zany e :-D:-D


kefa we mitovy am zandriko salmo wa i salmo1:°)
mi jojika be konkou!:roll::-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.187