LASAN 'NY SOLAFA Ramose....

21. tywa68 ( 27/12/2006 09:46)
Dongaka > tsy maka afatsy mpiasa lahy no fanafodiny ê na rafotsy be atao bebe n'ny ankizy :-D:-D!
22. xxx ( 27/12/2006 13:34)
ilay ramose koa ange mba tokony hisaina kely ihany na de efa voahozona aza e!
23. ikaretsaka ( 28/12/2006 01:02)
tywa68:

Dongaka > tsy maka afatsy mpiasa lahy no fanafodiny ê na rafotsy be atao bebe n'ny ankizy :-D:-D!



dia mety i Madama sy i Dadabe indray no lasany @ ireo cas ireo
24. tywa68 ( 28/12/2006 08:59)
tsy voatery hanondrana i madama sy dadabe ka !
25. pissoa ( 28/12/2006 09:37)
xxx:

ilay ramose koa ange mba tokony hisaina kely ihany na de efa voahozona aza e!
k'ita wa :-D


26. nikopol ( 28/12/2006 14:20)
mety namen'le solafa fahafahampo be le rangaha dia nahazo tsirony be ! moa le madama vizambizana mitaiza ! tantara efa faheno amin'ny radio io :-D
27. nikopol ( 28/12/2006 14:51)
ny tsara raha lasan'le solafa le ramose dia le madama indray no atao solafa
28. pissoa ( 28/12/2006 15:01)
:x:x:x
29. Rasiligaoma ( 28/12/2006 15:21)
ilay rafotsy be bebean'ny ankizy indraindray efa antitra loatra dia tsy dia mahavita raharaha ko
30. soanja ( 28/12/2006 16:30)
nikopol:

ny tsara raha lasan'le solafa le ramose dia le madama indray no atao solafa

=))=))=))=)) Possible zay raha aty aminay Nik.

31. ikaretsaka ( 29/12/2006 00:49)
hmmmmmmm aza hitako ka misy kosa iznay le
32. soanja ( 29/12/2006 06:36)
ikaretsaka:

hmmmmmmm aza hitako ka misy kosa iznay le


Ny matetika aloha hitako dia kilalao fa tsy tena izy.:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2875