DIKTAT de Ra8
1. rrgmt
(
18/12/2006 16:36)
Mila miofana momba ny tena dikan'ny Souverainté Nationale sy ny Séparation de pouvoir de L'Eglise et de L'Etat Ra8 fa tena manaonao foana ary pire noho ilay Raikalahy raha izao no mitohy. TSY MISY HASINY INTSONY NY TAFIKA MALAGASY @ perquisition ataony @ casernes rehetra. Mila miala tsy ho VP ny FJKM koa izy.8O :? :cry:
novalian'i hearty ny 24/12/2006 00:56
2. Imahaka
(
18/12/2006 18:16)
Mba fantaro aloha hoe tranona miaramila sahala amin'ny ahoana le savaina e! misy infos tonga ange io après enket e! ka mifanonona anarana ry zalahy ao dia iny no mitarika fisavana. Ts hitako ze olana amizany fa refa tsy manao ratsy tsy tokony atahotra fisavana. Fa angaha lisany refa hoe rasil dia tsy azo savaina kle? reveo manja aloha ny amizao fa refa za no tonga eo amin'ny fitondrana ho hitanareo izany tena hoe DIKTAT! Sans blag!
3. kitjo
(
18/12/2006 18:26)
zay mitsy!
ko na misy miteny aza hoe ao Iavoloha no miafina i anona d sokirina tao koooooo!!!!
mazava be koa ange zany tsy hitako izay hiandian-kevitra satria miaramila no manakorontana e! Fidy io sao misy mamadika resaka eo ndray!

4. lagoon
(
18/12/2006 21:36)
Tsaho avy @ Tribune sy LGDI foana ve no hanokafana sujety tsy misy diakany eto e??^^
5. rrgmt
(
18/12/2006 22:46)
Ary ireny fitaovam-piadiana tao Magro Toamasina dia avy no-camoufler-na ireny ? Na marina izy na diso tokony mitsangana aloha ny Haute Cour de Justice nodradraintsika t@ 2002 ireny é ! na iza na iza mitondra eo:roll:
6. bazylou
(
18/12/2006 23:42)
tsy lazainaireo ry rrgmt satria ra8 izao no rola!! ny adversa ihany no tadiaviny sy enjehiny!! satria manelingelina azy!!
7. Ranavalomanjaka
(
19/12/2006 07:10)
ny lalàna angamba no manao ny asany fa tsy ra8 no diktat araka ny teneninareo.
Tsisy ambonin'ny lalàna na marasil na miltera na in na in fiaviany na TIM izy na mpanohitra.
Manin no tsy misy sahy mijoro vavolombelona ra misy mahita fandikan-dalana ataony mpitondra? Azo entina eo am sehatra international anie zany ra tsy mahatoky ny fitsarana malagasy koa eh!
Sa adala ireo mpanaramaso international ireo na jamba ka tsy mahita ra misy tsy ara-dalana ao eh!
Sa ireny fanakorontanana saim-bahoaka ataon'ny mpanohitra sy fandrangitana adim-poko ireny ara-dalana ka tsy tokony henjehina? Ka manin ra lazaina fa dictature koa ny fanenjehana mpangalatra sy mpamono olona?

8. anare
(
19/12/2006 09:02)
Ny lalàna nisy hatrizay io ampiharina io fa ny an'ny sasany manko efa zatra tsy tandalàna sady efa zatra mandeha ambanintany dia marary mafy mila ho faty refa ampiarina aminy ny lalana.
Hoany BAZYLOU dia mba avereno kely ny isan'ny maty tamin'ny fotoana teo aloha. Tsy mba nenjeha akory mba hampiarana ny lalàna fa dia tonga dia maty. Ny tsy hita nanjavonana fa rendrika tatsy sy taroha manginy fotsiny. Ny nitsipaka eran'ny làlana sy ny dojo angaha adino. Aza manao 25 ririninina tsy tsaroana.

9. BloodTitan
(
19/12/2006 10:30)
Ary ny namono an Ratsimandrava nga ra8?? Ny tam 91 nga adinon lisany??? ny Kung fu ripaka tsy amin\'ny antony.
Aza fady fa kay mou tam reny kosa mbola hendry tsara ny mpitondra tsy diktat fa ny oul nivika daolo sady akoho amam-borona azo vonoina. Nisaina daolo ny mpitondra talohan Ra8, fa izy iany no tena tsisy saina.

10. rrgmt
(
19/12/2006 20:31)
Noravana ny tranon'ny Fivondronana, norohahana ny mpiasa ary natsangana ny MBS, aiza ny lalàna ? Ampiharo !
8O :cry: Atsangano ny Haute Cour de Justice de avelao ra8 hitondra,@ izay vao samy miezaka hanaraka ny lalàna
8O :cry: Atsangano ny Haute Cour de Justice de avelao ra8 hitondra,@ izay vao samy miezaka hanaraka ny lalàna
11. fijo
(
19/12/2006 22:44)
mampiomehy ahy ny sasany ato.taloha voalaza fa misy manamboninahitra mifandray tendro amin'ny dahalo dia tsy kitihana."nahoana no avela fotsiny e...sns"izoa kitihana sy karohina izay manao ny tsy mety na manamboninahitra aza"avy indray hoe :"tsy rariny mihintsy izao e..sns"ka inona kay no tena hevitra fa tsy mivadibadika eo e
12. lamie
(
20/12/2006 15:44)
mahavariana be ny fankahalana eto @ ity serasera ity ry zalahy,raha misy tranga any ho any dia ny filoha foana no manao izany,izy daholo no manenjika, misambotra,manasazy,manao fikarohana etsy sy eroa,ary tena mahavita azy koa sady maro loha , tànana,tongotra, saina,vatana,ny filoha ra8 izany an!tsy mendrika ny atao filoha izy satria misy ireo ministera tsirairay avy miandraikitra ny sahaniny avy,dia olona 1 no manao sy mahavita izao rehetra izao?ary ny tokotaninay sy ny làlan-kely mankany aminay tsy mbola nodiovin'io ra8 io??ary ny dalles etsy besarety koa tsy mbola nalany ny fako manentsina ireo dalles ireo? fa maninona aza no nasondrotr'io ra8 io ny vidim-bary aty aminay? siramamy, labozia, izay rehetra ilaina andavan'andro?tsy azo ekena izao fa iza ary io ra8 io no hita etsy sy eroa e?ary tsy manana asa hafa ve izy io no idirany daholo ny olana rehetra @ fiainana e?
13. Ninyah
(
20/12/2006 20:43)
marina ny anao ry Lamie
zao koa e, mba diniho @ saina tsy miangatra ny zava-misy rehetra satry...isika samy manantsaina, vory saina, ampy saina tsara, afaka mamakafaka sy mandinika koa mazava ho azy, sady aza de faly ny mitsikera moa e! manaova ra mahavita fa ny vava ane zavatra azao alefa hipetsopetsona eo re olona e!
de aza hadino fa tsy olon-tokana rery akory no tomponandraikitra @' i Madagasikara fa ny Malagasy rehetra mihintsy, izaho sy ianao, isika rehetra. Mba diniho aloha ny tena vao maimaika hitsara ny hafa
merci e!

15. anare
(
22/12/2006 09:06)
Ka lay filoha ane no tena tsy tiany e ! sao adinonareo zay no ilazako oe halako bika fotsiny io. Io na rouge aza refa tina ato oe fotsy mangatsakatsak dia atao dia borosiana eo ny hafa hanaiky de refa tsy manaiky dia ny arodany arodany iany.
17. hearty
(
24/12/2006 00:56)
Nen'ny Ninyah no tohanako ary mbola hamafisiko hatrany fa samy tompon'andraikitra ho aho tsika @ zavatr amitrangza eto @ tanana eto
Azza manilika andraikittra fa izaho tara lava vao tonga any ampesana de miala alou refa veo , na enao mangataka andro vao mahavita asa tsotra kely, na enareo any finda mba mety afaka mahavita zavatra manampy ny eto @ tanana nefa aleonareo milentika any sns sns na ny tiakely tsy mahalala mpiray tanindrazana samy tomponandraikitra avokoa
Ka tsy handroso na oviana i Dago na dia Atra aza no hitondra antsika raha tsy resy lahatra hiova mihitsy ny toetsaintsika ka hiverina @lay fihavanana tsy imolotra fa @ fitiavana tanteraka
Mety ho tantreraka ihany v zany ???
MISITERY IZANY ANAKA^:^