Marina v le lavitry ny maso lavitry ny fo?
21. vale
(
18/12/2006 12:15)
Fiffi, Aino::wink: arakaraky ny teny nifanaovan'ilay olona anankiroa io, raha mbola tsy nisy resaka matotra, nifanao dina sns, dia mampitaintaina ny hoe tsy mahazo vaovao anatin'ny andro maromaro!!:P
22. vale
(
18/12/2006 12:16)
(miainga @ fifampatokisana ny mmpitombona ilay hoe lavitry ny maso,...io, raha mifampatoky ataoko fa tsy hisy ny olana:wink:)
23. diamondra27
(
18/12/2006 16:10)
Imahaka:
lavitry ny maso akaikin'ny fo foana fa mety ho lavitr'ilay "zavatra" fotsiny. Refa ilay "zavatra" nefa no mibaiko ny fitiavana, dia izay afaka manome ilay "zavatra" eo akaiky eo no andrian'ny fo. Eo ampanaovana ilay "zavatra" izany mety sady mieritreritra ilay iray lavitry ny maso nefa akaikin'ny fo ihany.
Izay aloha fa mbola hitohy
:-D:-D:-D
ssssssss tsy voatery omena iny zavatra iny fa azo atao @ fomba hafa na hitadiavana solution hafa e!
aza ampidimpidirina @zao olona retra zao iny fa tatry ny aretina eo vao ho loza.
Ny ahy izao raha za no sandra an'io de kotabaisiko le olona na @ firy alina refa tena mi-monter iny le envie tsy tatny intsony , de refa miresaka aminy de satisfait tsy mila mampirafy zany na mandeha any ankafa.
24. Amazone
(
18/12/2006 22:35)
Tsy voatery hoe lavitry ny maso lavitry ny fo ka! Ra tena mifankatia dé tsy marina izany. Io koa araka izay nifanarahan'ilay mpifankatia, ny fifampitokisana ary indrindra ny fikolokoloana ilay fitiavana (mifanoratra, mail, tchat, sms, skype, mifampiantso.... Atao hifandraisana matetika araka izay azo atao e! :P
27. rakizit
(
19/12/2006 09:52)
Misaotra anareo rehetra naneho ny hevitrareo fa ny lesona azoko tsoahina de tena refa lavitry ny maso de lavitry ny fo e, vita tanteraka lay izy, nefa lay namako nitovy cas amiko hivady ry zareo, TSY ANJARA e, mazotoa miserasera daholo:cry:
29. MTN
(
19/12/2006 16:39)
sasa:
mifampatoky sy tsy mihaino vavan'olona d mandé milamina io.
mifampatoky sy tsy mihaino vavan'omby d mandé milamina io.
31. vale
(
20/12/2006 01:14)
hihihihihi
rakizit: ndryyyyyy!marina iotenin'i booboo io an! 1e de perdu hoy ny fitenenana...mbola tsy le tena anjaranao matoa tsy tanteraka!!
aza kivy izany an!! :-*
rakizit: ndryyyyyy!marina iotenin'i booboo io an! 1e de perdu hoy ny fitenenana...mbola tsy le tena anjaranao matoa tsy tanteraka!!
aza kivy izany an!! :-*
32. naritsimba
(
26/12/2006 06:19)
rakizit> fiainana izany fa tandremo mamoy fo, izay ihany no ady eo, reveo manja ny fiainana, hoy ny fiteny: RAHA OLONA IRAY NO TSY TIA MITOTO KOBA HATAVY
33. nikopol
(
30/12/2006 10:28)
Lavitry ny maso lavitry ny fo ?
lavitry ny fo mety tsy marina fa ny lavitry ny zavatra hafa aloha dia sura amizany za e :-D
lavitry ny fo mety tsy marina fa ny lavitry ny zavatra hafa aloha dia sura amizany za e :-D
35. dinidiry
(
04/01/2007 12:28)
Lejim:
Sarotra be izany amiko. Ilay fifampitokisana no tena loza, dia maro koa ny olona mampiady, dia zavatra kely fotsiny mety miitatra dia mampisaraka.
Zah efa voa!
marina io fa ny mampiady tsy maintsy misy foana na aiza misy anao na aiza fa dia resaka fifampitokisana nareo mivady ihany io, satria za efa niaina an zany ary fantatro tsara mihitsy zany situation zany
36. dinidiry
(
04/01/2007 12:36)
io dia resaka fifampitokisana anreo mivady iany satria ny olona mampiady tsy maintsy misy foana ary olona tsy apoizinao mihitsy ,ka aza ny resaky ny olona aza enoina fa zay mahasoa ny fiainanareo ihany jerena, ny tonga @ olon-kafa tsy voatery ho tonga aminao koa akory
37. dinidiry
(
04/01/2007 16:53)
io dia arakaraky ny tsirairay fa refa matoky ny vadinao enao dia mande ho azy ny rehetra,zay fotsiny ary aza mandany hery ny resaky ny manodidina fa tena poizina io, zay fotsiny
39. sandrica
(
16/01/2007 23:35)
Raha ny hevitro sy ny zavatra hitako aloha de tsy mateza loatra ilay fiarahana lavitra satria na dia mitandrina aza ilay vevavy fa ilay lela raha nahita vevavy hafa tany aminy misy any ka nifamolavola tao izy roa ary ny ela maharay roa niafarany adino tsikelikely ilay tena tompotoerana.
Satria rehefa ela ny ela de mihamafy fatotra koa ny azy any de adino niafarany ilay teo aloha.
Satria rehefa ela ny ela de mihamafy fatotra koa ny azy any de adino niafarany ilay teo aloha.
40. fa
(
30/01/2007 10:41)
slt a!
tsy mitombona io ra tena tinao le oul, sady tena tia anao ko e!
@ko alou d ts mandaitra @ko io e!ts lafatra akory ny tena fa zay sy le akamako matetika misaratoerana ary efa 5ans niarahana fa tena mbola mifankatia be a!
tsis otrany fifampitokisana iany e!
zay alou ry rakizit fa courage foana e!
:D
tsy mitombona io ra tena tinao le oul, sady tena tia anao ko e!
@ko alou d ts mandaitra @ko io e!ts lafatra akory ny tena fa zay sy le akamako matetika misaratoerana ary efa 5ans niarahana fa tena mbola mifankatia be a!
tsis otrany fifampitokisana iany e!
zay alou ry rakizit fa courage foana e!
:D
