Mitady an'i MANGATIANA, ancienne Lycée RR - Fianar

1. flagadah ( 15/12/2006 09:37)
Salut!

Iangaviana izay mahita na mahafantatra an'i MANGATIANA, promotion t@ 1997, 2nd 12 tao @ Lycée R.R tao Fianarantsoa, mba hampilaza aminy fa mitady azy maika i ANDY.
Na raha hitanao ty msg ty de mba anoraty zà fa io ny mail, na antsoy @ 0320210226.

Merci bcp ô!
2. Tenio ( 15/12/2006 13:23)
miala tsiny aho fa tsy hitako izy! ao fa teneniko izy raha sendra mifanena amiko:D
3. xxx ( 15/12/2006 16:48)
diso adiresy ity antso ity
4. jhouhlambout ( 15/12/2006 17:15)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0983