Miala any ...miala any e...valin-kafatra!

21. rosikely ( 16/12/2006 00:29)
Personnellement, za pour an' le hotel 5 étoile satria misy tactique derriere....sady vola hiditra ho an' ny rafanja no bien être ho an' ny vahiny tonga mitsidika eto amintsika koa.Ny tena visén' le izy amiko dia ireo mpitsidika mazava ho azy mais surtout ireo manam-boninahitra vahiny tonga eto amintsika pour des relations bilaterales ou multilaterale entre pays ohatra ou autre ou pour s'investir ect... Efa vonona @ fampidirana ny invstisseurs eto @ tsika ny fanjakana ka mila omaninn daholo zany rehetra zany...Sady le izy anie ho an' ny vahoaka fa tsy hoe ho an' i Ravalo e!! Vola hiditra ho fanasoavana ny vahoaka ihany fa tsy hoe inn!! Ka zay esprit de perte d'investissement initial zay no tsy tantiny sasany fa hoe tokony atao @ zavatra hafa sns... Tsy mijery ny consequences à terme an' reny ny olona (récuperation sy benefice avy eo) fa le dépense foana aloha ... Tia vola lotra!Raha vao resa-bola d s maintsy hahenona kritika foana ...
C dommage mais bon, samy manana ny fieritreriny ny ol!!
22. fijo ( 16/12/2006 05:29)
raha tsy dora,dry zalahy indray io
23. Lejim ( 16/12/2006 06:07)
rosikely> nanaovako comparaison ilay hotely 5 etoiles sy ireo olona matin'ny kere any atsimo. Raha izay no eritreretinao fa fitiavam-bola diso tafahoatra ny ahy dia tsy azoko. Tsy hitako ny tombontsoako manokana na inona ny aorin'ny fanjakana na inona. Juste comparaison hoe, aiza no tokony ho prioritaire, ny fanavotan'ain'olo maro be ve sa ny fanaovana hotely mijoalajoala hanajana ny vahiny mpandraharaha, araka io teneninao io.
Samy manana ny heviny marina fa aza dia accuse-nao ho tia vola kosa zahay e.
Tsy niresaka akory aho teo hoe, tsy tantiko ilay perte. Tsy zah irery akory no handoa ny trosam-panjakana raha miavosa izany fa isika mianakavy (vahoaka Malagasy) ihany. Fa ilay resaka kere any atsimo no tena anton-dresaka eto fa tsy ny hotely. Juste comparaison fotsiny io, fa tsy fitarainana na fanakianana!
Fa raha tsy haintsika akory hoe inona ny prioritentsika dia tsy hotafarina mihitsy ny firenena.
24. kitjo ( 16/12/2006 07:54)
ka araka ny nolazain'i fijo er ambony ery io "endriky ny fampandrosoana daholo izany"

Ka tsy efa mba miezaka kosa ve ny fanjakana @ any atsimo e...fa h@ izao tsisy solution a long terme aloha fa miverina isan-taona izao ilay olana..

Ka ahoana ary???

Ilay resaka hotely aloha ry zareo dia tsy tokony asiana comment be lotra satria araka ny resaka atsy ambadika atsy hoe tsy haintsika akory hoe iza no tompony.
Mety sady tsy an'i ravalo io no tsy an'ny fanjakana!

Resaak any atsimo, efa miezaka ny fanjakana manoloana ny Situation d'urgence aloha, fa ny solution no tokony jerena miaraka na vita aza ny @ty taona ity

efa nanome i lapino:ampanatonina rano ny olona
nanome koa i usher: mena rano (lafo beeeee sady mety mbola elala izany vao ho vita satria mila etude maro isan-karazany)

ny hafa indray izao!
25. Samoana ( 16/12/2006 08:27)
kitjo / tsy miafina @ rehetra tokoa fa rano no tena maha-ory @ iny faritra iny ary efa taona maro no dradradradraina foana izany. Dia tsy mbola nisy "étude" natao ve hatrizay ? Tsy misy site ve ahitana ny vinavinan'asa momba izany? ( Nanandrana nitady aho fa tsy nahita:cry:)
Ireo mpanao politika kandidà ireo ve tsy nisy namelabelatra ny tena vaha-olana hisian'ny rano sa faly nifampipetaka nifanaratsy teny fotsiny ?
26. Lejim ( 16/12/2006 14:43)
Samoana> izay mihitsy, tokony vahaolana a long term, araka io tenenin'i kitjo io koa, no tadiavina. Araka izy efa nolazaiko tetsy ambony, tsy olan'ny olom-bitsy izy io, tsy an'ny fanjakana irery ary tsy an'ny olona avy any atsimo any irery, fa antsika rehetra, ka raha tena tia tanindrazana koa ny mpanohitra dia tokony mba mampiseho koa hoe, mahavita azy izy.

Fa na izany na tsy izany aloha dia isaorana ny fanjakana amin'ny ezaka efa nataony, ary miandrandra ny manaraka sy ny solution a long term fa mampalahelo be ilay resaka haintany!
27. rosikely ( 16/12/2006 15:07)
lejim>>>
Fa iza no miteny anao fa tsy mandray ny andraikiny ny fanjakana @ olana misy any atsimo e!! Tsy henonao nga le vaovao hoe efa tonga ny vary hanampiana an'ny zareo sns .... Io koa tsy hoe toloram-potsiny foana koa ny ol any satria tsy vao voalohany izao zavatra zao no mitranga. Maninn no tsy mba manana finiavana hivoatra ry zareo mitady izay mety hahasoa azy fa tsy laozana miandry fanomezana foana satria zao sy zao? Miaiky an'zany oe tokony priorité any antsimo zany aho et c'est le càs raha tsy fantatrao sinon tsy tongatonga foana teo ireny vary ireny!! raha manao ezaka ny fanjakana nefa tsy manao ezaka ny olona dia inn ny dikany . Dia hotoloran-dava eny foana zany ireo ao atsimo ireo raha zany!!! Ary tsy hoe akory misy an'zany dia tsy afaka manao zavatra hafa hafats'izay ny fanjakana. Tsy hoe ny any irery anie no mijaly e!! Firy % @ gasy kay no manana ny ampy dia firy no tsy manana? Satria refa tsy henonao mitaraina dia lafatra zay ? ny adinonao dia ny hoe rafanja zany hanome maimaim-poana ho an'ny hafa nefa ny eo am-pelatanany aza tsy dia misy hoe inn... raha supposéna hoe tsy don aza le izy fa ohatra hoe ny volan' io hotel io alefa any? Aiza no hirecupérenao an' le vola avy eo satria isan-taona de tte façon misy kere any antsimo ka tsy maintsy ampiana foana ry zareo. Mba asiana ny fanampiana, ny fanamboarana ary ny fanodonana vola amerenana ny trosa sns .... fa tsy hoe zaiahy tsy mihinan-kaninn dia hoe andraso fa tonga any izahay hanatitra sakafo!!!! Resaka fanodonana vola amiko io hotely io, sans compter des emplois qu'il genère... sy ny maro hafa ka tsy hitako izay manahirana anao amin'zay fa tombotsoan' ny rehetra ihany le izy. Raha ny momban' ny any atsimo ndray dia amiko tokony farany ity no hanomezan'ny fanjakana azy fanampiana (ara-tsakafo) fa aleo hi se debrouiller amin' zay ny tsirairay, that is, aleo any @ infrastructure tahakan'ny lalana na ny aduction d'eau sns... no atao fa raha ilay omem-potsiny aloha tena tsy mety amiko!!!!
28. Lejim ( 16/12/2006 16:58)
Aleo lejim hangina. Tsy mahay miresaka amin'olona sasantsasany aho! surtout les ...
29. Lejim ( 16/12/2006 17:04)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m457a8992efc3c

Fa raha te-hidinika momba an'ilay resaka hotel i rosikely dia tsy aty amiko no mitonantonana fa io efa misy dinika momba izany. Misaotra betsaka.
30. sasa ( 17/12/2006 09:21)
ronaldo9 efa ho faty ka mbola matikambo ihany, ianao any andafy any ve d mba milaza ho inona, modia aty d hitondrao rano sy vary ny vahoakanao any antsimo fa keré:-D:-D
Samoana ao anatin'ny programme amin'ity 5ans manaraka ity ny fampidirana rano fisotro madio ho an'ny tanana ambanivohitra, ka mino za fa atsy ho atsy d ho voavaha io olana io
31. fijo ( 20/12/2006 22:10)
momba ity any atsimo ity anie ry zalahy.taloha,"tamin'ny andron'i tsiranana io",dia efa nisy vinavina tetikasa ny hitaritana rano avy ao "matitanan"vohipeno hoany atsimo e.ny israelianina no saika hanao izany.niaraka tamin'ireny fanaovana trano teny ankatso I sy tany amboasary ireny.saingy tonga tampoka moa ingahy ratsiraka dia nanjavona tanteraka izanyrehetra izany.nefa mino aho,fa raha vita io,tsy nijaly toa izao ny olona tany atsimo ,arytsy very fotsiny koa ny rano avyao matitanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5981