Ny filaminam-panahy

1. nikopol ( 14/12/2006 07:25)
Ny taratry ny maraina no tokony hanaitra miandalana ny zava-mananaina rehetra araky ny lojikin’ny fahasalamana voajanahary.

Hazakazaka madinika, fikarakarana alika kely na zava-maniry fanao an-trano, fihinanana trondro, ireny rehetra ireny, raha mifanojo ny fihetseham-po sy ny hetahetan-tsaina,ilay tena faniriana lalina tsy mila hazavaina, dia tretrika...

dia izay no nahazoan’i Pierety lahy, tsy dia mitovy
amin’ny rainy…

Telo mianadahy mantsy ry zareo... votom-pinoana tokoa ...

Aleloia hôsana !

Izany no filaminam-panahiny...
novalian'i prime ny 15/12/2006 11:50
2. Imahaka ( 14/12/2006 10:10)
misy zavatra mampimé le voasoratra :-D

ok mazava ilay atao hoe filaminam-panahy lol
3. joura ( 14/12/2006 11:10)
Tsy azoko mitsy alo fa de otran'ny hoe misy hevitra ambadika zany @ ity resaka ity eh? iza no afaka anampy fanazavana? a+
4. dailynews ( 14/12/2006 14:48)
ilay filaminam-panahy ihany koa hono dia tahaka izao..na dia horambaratra aza ny andro ary toa malomaloka ny zavatra rehetra, ny vorokely rehefa ao anaty vato(grotte) dia tsy matahotra.

koa satria napetarakao tato @ fivavahana sy finoana ity dia adikako tahak izao hoe: ny fiainana kristiana koa tahaka izany, na dia mandalo horambaratra sy andro maloka be aza indraindray.. ny mpino izay mitoetra ao @ Tompo dia Izy no vato hialofany.. ary hilamina hatrany ny fanahiny.
5. soanja ( 14/12/2006 14:50)
nikopol:

Ny taratry ny maraina no tokony hanaitra miandalana ny zava-mananaina rehetra araky ny lojikin’ny fahasalamana voajanahary.

Hazakazaka madinika, fikarakarana alika kely na zava-maniry fanao an-trano, fihinanana trondro, ireny rehetra ireny, raha mifanojo ny fihetseham-po sy ny hetahetan-tsaina,ilay tena faniriana lalina tsy mila hazavaina, dia tretrika...

dia izay no nahazoan’i Pierety lahy, tsy dia mitovy
amin’ny rainy…

Telo mianadahy mantsy ry zareo... votom-pinoana tokoa ...

Aleloia hôsana !

Izany no filaminam-panahiny...



Nikopol > Aleloia Aleloia. Amen!


6. Rasiligaoma ( 14/12/2006 15:08)
izay zany!
7. cutie ( 14/12/2006 21:11)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 14-12-2006 08:25:44
Lohateny : Ny filaminam-panahy
Ny taratry ny maraina no tokony hanaitra miandalana ny zava-mananaina rehetra araky ny lojikin’ny fahasalamana voajanahary.

Hazakazaka madinika, fikarakarana alika kely na zava-maniry fanao an-trano, fihinanana trondro, ireny rehetra ireny, raha mifanojo ny fihetseham-po sy ny hetahetan-tsaina,ilay tena faniriana lalina tsy mila hazavaina, dia tretrika...

dia izay no nahazoan’i Pierety lahy, tsy dia mitovy
amin’ny rainy…

Telo mianadahy mantsy ry zareo... votom-pinoana tokoa ...

Aleloia hôsana !

Izany no filaminam-panahiny...

fa tsy we vakio ny baiboly a
Amen 8)
8. prime ( 15/12/2006 11:50)
nikopol> Filaminam-panahy eto tianao ampitaina midika inona eto? sambatra sa miadana?... mba omeo fanazavàna raha mety... misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0345