25 Decembre??

1. jimna ( 14/12/2006 05:49)
avy aiza ny daty 25 decembre izay lazaina fa nahaterahan'i Jesosy Kristy tô tsy hita ao anaty Baiboly manko izy io mba afaka manome valiny marimpototra ve?
novalian'i booboo ny 19/12/2006 17:12
2. Fiffi ( 14/12/2006 06:20)
http://www.catecatho.com/jesus/noel.htm
http://perso.orange.fr/hlybk/jesus/christ/naissance.htm
http://mb-soft.com/believe/tfn/birth.htm

zah aloha de tsy satry mamaky an'ireny voalaza anaty site ireny ! fa na izany aza de io 25 Décembre io no hataon'ny eran-tany de io zany no izy amiko aloha an ! :)
3. hery ( 14/12/2006 08:17)
Tsy hita ao anaty baiboly koa hoe 1er janvier no taombaovao :-) ... kanefa mankalaza ihany i jimna.

Marina izay henonao fa tsy teraka ara-tantara tamin'ny 25 desambra i Jesoa. Tsy mitovy ny fanisana ny andro tamin'izany sy amin'izao ka tsy nisy 25 desambra akory tamin'izany fotoana izany.

Ka oviana izy no teraka? Dia atao inona anefa? Tsy fantatra hoe oviana izy no teraka fa dia daty nifanarahana io 25 desambra io. Ny antony dia satria fety fankalazana ny fiposahan'ny hazavana (masoandro) io taloha be tany. Dia raisina hoe fahazavana i Jesoa dia io fety io no novaina ho krismasy.

Ilaina ve ny mankalaza ny krismasy amin'ny 25 desambra? Raha toa ka manelingelina ny finoanao dia aza ankalazaina. Ho an'ny olona izay tsy voasembatsemban'izany ny finoany dia tsy mampaninona azy mihitsy ny mankalaza andro iray hahatsiarovana ny fahatongavan'ilay mpamonjy.

Tsy ny 25 desambra ihany no daty noforonina taty aoriana fa misy maro hafa.
4. hery ( 14/12/2006 08:28)
Tsy hita ao anaty baiboly koa hoe 1er janvier no taombaovao :-) ... kanefa mankalaza ihany i jimna.

Marina izay henonao fa tsy teraka ara-tantara tamin\'ny 25 desambra i Jesoa. Tsy mitovy ny fanisana ny andro tamin\'izany sy amin\'izao ka tsy nisy 25 desambra akory tamin\'izany fotoana izany.

Ka oviana izy no teraka? Dia atao inona anefa? Tsy fantatra hoe oviana izy no teraka fa dia daty nifanarahana io 25 desambra io. Ny antony dia satria fety fankalazana ny fiposahan\'ny hazavana (masoandro) io taloha be tany. Dia raisina hoe fahazavana i Jesoa dia io fety io no novaina ho krismasy.

Ilaina ve ny mankalaza ny krismasy amin\'ny 25 desambra? Raha toa ka manelingelina ny finoanao dia aza ankalazaina. Ho an\'ny olona izay tsy voasembatsemban\'izany ny finoany dia tsy mampaninona azy mihitsy ny mankalaza andro iray hahatsiarovana ny fahatongavan\'ilay mpamonjy.

Tsy ny 25 desambra ihany no daty noforonina taty aoriana fa misy maro hafa.
5. Imahaka ( 14/12/2006 10:07)
jimna:

avy aiza ny daty 25 decembre izay lazaina fa nahaterahan'i Jesosy Kristy tô tsy hita ao anaty Baiboly manko izy io mba afaka manome valiny marimpototra ve?



ary ny daty nahafatesany sy ny nitsanganany koa toa tsy ao e? :roll:
6. mika117 ( 14/12/2006 10:19)
ny fihangonana voalohany lesy no namorona io 25dec io a! fa tsy avy @ Atra io fa olombelona ihany
7. ikaretsaka ( 14/12/2006 12:19)
Convetion otran'ny convetion rehetra io..
rehefa hain'ialhy ny mi convaincre olona hoe ataovy 10 aout indray io de lasa izay
8. Achia ( 14/12/2006 15:58)
sady tsy voamarika ao anaty baiboly hoe 25 dec no tsy voalaza koa hoe ankalazao fa refa tonga fotsiny ny 25 dec de ataovy manja ny laoka e ! eo mety mba ho mora ny vidiny ohatra oe ondry ... :miam:
9. pissoa ( 14/12/2006 16:41)
Tsy voalaza ao anaty baiboly tokoa io. Nefa - aza faly mandray avy amin'Andriamanitra fotsiny, fa ampiasao ny (l) , ny coco, ny fotoana sy ny retraretra hankalazana sy hanarahana Azy bebe kokoa hatrany :):-D

Zah any aminjy ry Achia no hisakafo amy Noel :wink::-D
10. Achia ( 15/12/2006 08:46)
dray tongava e ! ataoko milay be mitsy ny kaly ka inona no tianjy laoka ?
11. prime ( 15/12/2006 13:48)
achia:
sady tsy voamarika ao anaty baiboly hoe 25 dec no tsy voalaza koa hoe ankalazao
... marina izany ka dia aoka ny tsirairay no samy handini-tena sy hampiorina ny finoany ao amin'i Jesosy...
12. isaka ( 19/12/2006 10:17)
tenin'Andriamanitra anie ny baiboly e ko manin no tsy manaja izay ao anatiny isika fa ny hevin-tsika no arahina?
13. booboo ( 19/12/2006 13:01)
ampiasao ny (l) ,


Pissoa > ampiasaina ahoana ? ngaha tsy mitempo mampiparitaka sy manadio rà fotsiny ndray no asan'io :-D:-D:-D:-D
14. pissoa ( 19/12/2006 16:17)
Midobodoboka sy manetsetra wa ny asan'ny fo fa tsy io tenenin-jy io :-D:-D:-D
(Ooops - kay marina hadinoko io mandadio ra io :oops::-D)

Dia ampiasao araka ireo izy e ! Ohatra hoe ataovy manetsetra amin'ilay fahotana be fatao isan'andro =((:-D
15. booboo ( 19/12/2006 16:57)
Pissoa > :-D:-D:-D:-D tsaroako enao refa hihira lé hita manetsetsetra @ fifonana iny @ 25 lé ! hihihihi
16. pissoa ( 19/12/2006 17:11)
Misaotra e ! Fa tandremo fotsiny mivanitika ao ampiangonana ao an :-D:-D:-D:-D:-D
17. pissoa ( 19/12/2006 17:12)
... nefa tokony manetsetra fa tsy mivanitika :-D
18. booboo ( 19/12/2006 17:12)
:°):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0493