Tsy mahita tory fa mivadibadika !

21. mimich ( 14/12/2006 15:10)
rasoul> le oll kosa ve efa mba mijaly mafy tsy mahita tory de mbola izany no lazainao . Tena mijaly ilay tsy mahita tory ka!!!
22. booboo ( 14/12/2006 15:26)
:°)
23. niryna ( 14/12/2006 17:44)
Izaho indray aloha dia mikaonty ny ora haroriko isan\'andro, adin\'ny valo no matory,raha misy latsaka dia fito na fito sy tapany.Rehefa tsy mahita tory aho dia mifoha mamana ronono ka asiako tantely kely dia matory aho, alohan\'ny hatory aho dia tsy maintsy asiako ba kiraro sy manao akanjo mafana tsara dia mihaina manisa 1-10, tsy fantatro firy ilay izy dia efa renoka aho.Raha toerana be korontana indray no sendra nalehako dia efa manana fanampenana sofina ao ka voa tapenako ny sofiko dia tsy maheno aho.Misy tsy mahita tory amin\'ny chocolat, coco-cola izany. Mandro amin\'ny ranomafana na milona mihitsy dia miala sasatra eo no tena mahita tory raha misy ronono kely aza dia azo araraka ao saingy ny hosotroina aza tsy misy. Ny veromanitra koa no henoko fa aza misotro an\'io matetika fa mampalemy hozatra hono ka tandremo.Ny misotro zava-pisotro mahamamo izany kosa aloha dia tsy hisotro aho fa aleo aho hivadibadika eo ,tsy ho tonga ihany ve ny tori-masoko amin\'ny farany, avy eo dia tohizako fa tsy mifoha manao raharaha ao fa mijanona mibonoka bodifotsy maromaro
24. Rasiligaoma ( 14/12/2006 18:47)
Ka izay. ny an'i nirina eritreretina daholo ny zavatra dia tsy mahita tory ny iafarany
25. watafon ( 18/12/2006 06:37)
matoa ny olona iray tsy mahita tory dia misy zvt mampiasa ny sainy ao: mety ho pb @ asa na ara-pitiavana na rehefa mety ho olana e!
Olombelona v moa tsy hanana olana fa raha entina hatrany am-pandriana iny d sarotra enao vao hahita tory! k ny vahaolana voalohany zany d aza alefa lavitra loatra ny saina alohan'ny hatory, mamakia boky na gazety !
26. niryna ( 24/12/2006 23:59)
Izao indray raha sendra tsy mahita tory dia mifoha aho misotro ronono sy tantely.Raha misy olana ho dia tsy mba tazomiko izany fa zaraiko aman\'olona ka.Ny olona sasany dia variana mijery TV eo ka tsy ampy ny tori-maso,mila atao mitovy foana hono ny ora andehanana matory raha misy hevitra
27. ikaretsaka ( 25/12/2006 00:03)
na tsy katolika aza ianao fa rehefa tsy mahita tory koa dia andramo ny manao saple fa it works...
nisy namanko aza silamo sy hindou fa nasaiko nanao dia nety koa amin-dry zareo
28. niryna ( 25/12/2006 00:14)
Ny grika koa anie manana ireny ary manala sorisory ilay izy satria ianao mivavaka, toy ny niteneniko tery ambony dia manisa 1-10 ary mampiditra sy mamoaka fofon\'aina.Tsy tapitra akory ny fanisana dia renoky ny torimaso ianao.Ny ahy faharoa koa dia manisa amin\'ny tanana aho ny teny haiko tsianjery ao anaty baiboly ka tsy fantatro hoe firy izay ny isa dia efa renoka aho
29. ikaretsaka ( 25/12/2006 18:25)
ka ny ortodoksa (grika) ko ange manao sple fa katolika ry niryna e
30. soanja ( 25/12/2006 21:44)
ikaretsaka:

na tsy katolika aza ianao fa rehefa tsy mahita tory koa dia andramo ny manao saple fa it works...
nisy namanko aza silamo sy hindou fa nasaiko nanao dia nety koa amin-dry zareo


Ny Silamo dia manana ny sapile-any ihany koa. Mahatony ny fanaovana sapile na dia ohatra fotsiny aza ka tsy te hino ilay lazaina ao ianao. Andramo anie fa tsara.

31. Rasiligaoma ( 26/12/2006 08:29)
sady manampy amin'ny meditation ny sapile.. rehefa tsy mino ilay fivavahana moa ianao dia ataovy fotsiny fa manampy anao mi relax ilay izy
32. soanja ( 26/12/2006 16:21)
Rasiligaoma:

sady manampy amin'ny meditation ny sapile.. rehefa tsy mino ilay fivavahana moa ianao dia ataovy fotsiny fa manampy anao mi relax ilay izy

Ary raha "Silg-OMMMMMMMMMMMMMMmmmmmmmm...." ve ny averimberiko ry Rasil mety hahita relaxation ihany ve zah?:D:D:-*

33. ikaretsaka ( 26/12/2006 17:06)
mankarary valanorano ireny ry soanja an
ahahaha
34. soanja ( 27/12/2006 09:37)
ikaretsaka:

mankarary valanorano ireny ry soanja an
ahahaha

=))=))=))


35. vahatra22 ( 29/12/2006 15:16)
ny a indray ny hitako @ tenako dia tsy fahampiana calcium no mahatonga an' io insomnie io! ary za matetika tratran' izy io mihitsy! d mihinana calcium! fa le mampiasa saina ko no tena mahatonga an' le izy e!
36. niryna ( 06/01/2007 02:38)
Vahatra aza atao tsirambina ny fahasalamana fa mazana ny mitsabo rehefa tena marary ny tena.Mihinana calcium in-droa isan\'andro na toy ny ronono, fromage,sns fa rehefa tena tsy ampy calcium anie ka tsy maniry hatramin\'ny hohotanana ary mararibe sy mainty ilay izy,io no karazany efa hitako t@ ireny olona tsy ampy calcium ireny.
37. barry ( 06/01/2007 09:18)
Marina io tenenin'i vahatra io fa ny olona manque calcium matetika no tsy mety mahita tory ;ka io ndray efa zay mitsy ny toe batanay ;dia tsy maintsy minana calcium faona ianao; fa misy ndray ny olona ;araky ny efa voalaza ny sasany fa zavatra hafa no tsy mampatory azy oh : avy nagalatra:lol: avy namono olona:^) avy nandainga:-o sns sns=))=))
38. niryna ( 07/01/2007 04:38)
Taiza i Barry no nahita izany eritreritra izany:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.174