Tratra i Fidy!

21. vegas ( 14/12/2006 11:17)
kitjo:
Omaly hariva 7pm no tratra tao @ Resto iray tao ANkadifotsy no tratra i Fidy.

Tsy tao amin'ny resto fa devant aki a lol
22. xxx ( 14/12/2006 22:47)
:oops:
23. fijo ( 14/12/2006 23:03)
hotely indray hoy ny gazety tribune;
24. mpanota ( 15/12/2006 08:48)
Fanambarana ratsy mihitsy aloha izany amiko eh
"Izay mangina volamena "
Tsy mitam-piadina , miseho imasom-bahoaka(restaurant an-drenivohitra ); tsy misy fanoherana , ary midika anie izany fa fanoloran-tena eh
Mety ho ratsy aloha ny tohin'io eh , na manana antony manokana sy ny heviny manokana izy manoloana ny nataony na misy zavatra ambadika izay mbola tsy fantatra mihitsy
Ho hita eo ny tohiny ary eh :twisted:
25. vegas ( 15/12/2006 14:55)
fijo> hainao iany fa ny resto sy ny hotely dia tsy hay tsony manavaka azy any dago. Toa lasa fisakafoanana ndray ny hotely any mantsy.
26. kitjo ( 15/12/2006 18:09)
hihiihih
tsy hay tsony fa resto ny fiantombohany oe teo aloha, avy eo oe teo am-pisakafoanana,

vaeo ndray hoe hotely ary ny omalin'io izy no voalaza fa nipetraka tao

bref, tsisy dikany dol zany fa misitery zanako hoy mopera izay araka io voalazan'ny mpanota io..

aleo miandry aloha e!
27. fijo ( 15/12/2006 21:15)
ary nisy sac nahitana basy koa anie tao amin'ilay efitra raha ny filazan'ny gazety e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2568