nem
1. Mitah
(
13/12/2006 04:24)
Manahoana e!
Sao dia mba misy afaka manome ilay saosy fihinanana nem na tsaky lava fa tsy tadidiko intsony. Ilay sauce tsy asiana menaka iny fa misy sakay sa sakamalaho masiasiaka tsara be. Tsy haiko ny manazava azy.
Misaotra mialaoha izay afaka manampy ahy.
Sao dia mba misy afaka manome ilay saosy fihinanana nem na tsaky lava fa tsy tadidiko intsony. Ilay sauce tsy asiana menaka iny fa misy sakay sa sakamalaho masiasiaka tsara be. Tsy haiko ny manazava azy.
Misaotra mialaoha izay afaka manampy ahy.
novalian'i dongadonga ny 04/03/2007 07:00
2. Fiffi
(
13/12/2006 06:15)
http://www.saveursdumonde.net/ency_9/chine/sauce-nem.htm http://www.marmiton.org/recettes/recette.cfm?num_recette=36115
6. Fiffi
(
13/12/2006 08:56)
misy ny galette de riz le asosa anaty rano matimaty iny de hapetraka ambony "torchon" na misy koh ny paty efa vita eny @ magazay sinoa..
7. kelly13
(
13/12/2006 09:27)
nenà aleoko ilay pate surgelée iny fa ilay galette de riz de mi rater ny nem fôna za sady lasa ôtran'ny mafy b le izy refa endasina!!! :)
8. tisera
(
13/12/2006 10:35)
:) mitovy amiko i kelly : ny ahy taloha indraindray mety @ ilay galette de riz asosa anaty rano indraindray tsy mety fa mivoraka rehefa endasina dia farany aleoko ilay carré surgelé fanaovana sambos iny ihany no ampiasaina dia mikarepodrepoka koa!
9. Achia
(
13/12/2006 13:54)
Andramo asiana kely patena farine marihtra hoe refa mamono azy nareo zany hoe atao lakaoly zany le paty e ! :miam:
10. fiaritiana
(
14/12/2006 09:07)
Fiffi a!!inn lé nuoc mam fa efa henoko foana izy io fa tsy haiko tsara!!
mci
mci
12. kelly13
(
14/12/2006 10:38)
mahery fofona b izy io ka misy ny tia misy ny tsy tia! ny anahako rehefa manao my-sao no asiko an'io fa ra nem d aleoko sauce soja, ms bon, samy manana ny tiany :)
14. Fiffi
(
16/12/2006 09:12)
fa raha hanao an'io sauce io de aleo ny sauce de soja no hanaovana azy na koa ny sauce d'huitre fa tsy io fa le fofona tena.....io tsinona vita @ tsondro maina de zay no mahatonga azy mamofona...
16. emi
(
24/01/2007 21:25)
manaona daholo o!
Ny tadiaviko zany dia ny recette na Nem fa tsy ny recette na sauce, koa dia mba manantena valiny mahafa-po e!Misaotra mialoha:lol:
Ny tadiaviko zany dia ny recette na Nem fa tsy ny recette na sauce, koa dia mba manantena valiny mahafa-po e!Misaotra mialoha:lol:
17. booboo
(
24/01/2007 21:52)
Ilay trucs fatao @ sambos ihany atao e, dia tsy atao telozoro fa kilavalava fotsiny avy teo :°)
20. dongadonga
(
04/03/2007 06:46)
fiffi an manamboara ianao nem sy sambousa de halefao aty ny anjaralo an ,de ataovy bedabe:miam::miam::miam: