donak'afon'ampombo( hirain'i Levelo sy Lolona)

1. fidyrobinson ( 12/12/2006 22:30)
misaotra anareo mba mametraka ny tononkiran'ny tarika LEVELO ;vao maika moa tsara raha mahazo clip
2. Annie75 ( 21/12/2006 00:20)
Fantatro io hira io fa tena miala tsiny fa ny tonony tsy haiko! Toa misy hoe : Donak'afon'apombo, tsy mba misy hafanana :roll:...Ny lalantsika rahampitso, angamba ho sarotra aleha :roll:...
3. mandrindra ( 21/12/2006 12:56)
izaho tena mpaka fy levelo fa tsy manana tonokira
4. Fiffi ( 21/12/2006 13:56)
zah aloha de tena tsy mahafantatra an'io akory fa de miandry zay manana koh zany ! :)
5. fidyrobinson ( 29/12/2006 12:35)
misaotra an'i Fiffi! Aleho hangatahana mba halefa ao @ "Radio Vazo Gasy" dia ho henonao tsara eo ny toniny; @ manaraka vetivety!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453