Ohabolana mananihany!

1. kitjo ( 12/12/2006 19:27)
Misaotra an' i sitlo namerina ny tantara!
ndao velomina ndray fa ohatry ny ary ambany be ary le izy dia tsy misy mahita tsony nefa milay be!

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m42d1654967b8b
novalian'i booboo ny 08/01/2007 09:48
2. Fiffi ( 12/12/2006 20:26)
de averina eto daholo indray ve ? :)
3. cutie ( 13/12/2006 00:14)
aiza ary tokinao @ ty :-D:-D:-D:-D
4. ikaretsaka ( 13/12/2006 00:43)
toizo eto indray ary ny andiany manaraka eee...


""Ity vao T_Y"... hoy ilay nivalana kankana"
5. cutie ( 13/12/2006 02:04)
:-D:-D:-D:-D
6. ikaretsaka ( 13/12/2006 04:38)
cutie... f'hita fa izany ko...
efa kankana ny mivoaka any ..mbola katahotra be lery de hoe "ty vo t_y hono"!
7. kitjo ( 13/12/2006 06:08)
fiffi> tsy averina tsony fa vaovao njay k!
na tohizana le ary ambany ary!
8. xxx ( 13/12/2006 15:06)

Tairo ary e !
Manelingelina toa volompitombenana esorina maharary , avela manangot... !
9. booboo ( 13/12/2006 16:01)
:-D:-D
10. kitjo ( 13/12/2006 17:22)
ty ndray tsy mampiomehy fa mampisaina

"Vonony tsara aloha ny vatsy, ny miverina ilalany no ratsy"
11. cutie ( 13/12/2006 21:30)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 13-12-2006 05:38:15
Lohateny : Re : Ohabolana mananihany!
cutie... f'hita fa izany ko...
efa kankana ny mivoaka any ..mbola katahotra be lery de hoe "ty vo t_y hono"!

ler ohabolana no mampime ahy :-D
12. sitlo ( 14/12/2006 16:23)
Tsy misy fisaorana:

Mitaramena tahaka ny akoho manatody kambana.
13. Samoana ( 14/12/2006 16:39)
Mampivanitika ny moana mihintsy nareo kah !:lol:
14. Samoana ( 14/12/2006 16:42)
Sitlo/ tsy Lebanga ve ny tompon'io akoho io ?
" Banga mitelim-boanjobory ka an-kibo no milalao kanety "

Nahitsin'i Samoana fa tenin'olon-dehibe:wink:
15. kitjo ( 14/12/2006 17:07)
hahhahahhah

mahita lazaina mihitsy!
16. sitlo ( 14/12/2006 20:16)
Bemolotra mihinam-bomanga ka tafaray samy mivindana.
17. cutie ( 14/12/2006 21:17)
:-D:-D:-D:-D
18. sitlo ( 15/12/2006 16:11)
sariteny:

mitambokona toa patsa be
be lamosina toa rameva
mangozohozo toa tanalahy
be romoromo toa angoridao rovitra
mamely tampoka toa akolahy fataka
19. kitjo ( 15/12/2006 19:02)
hahaha
aoka re

mahita lazaina toa an'i sitlo
20. ikaretsaka ( 15/12/2006 19:43)

sarinteny hafa :

tsy hay intsony ity izay hovonjena:

Ny ronono mangotraka omena azy
Sa ny pataloha miborotsaka
sa ny Rafozana mandona eo ambaravarana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1887