Lasopy 69
1. xxx
(
12/12/2006 08:10)
Izay efa nanandrana sy naheno mba lazao eto ny fanaovana azy ô !
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 22:17
2. diamondra27
(
12/12/2006 09:26)
tsy lasopy saosisy (6) vaovao(9) ve izany e?=))=))
au lieu de mampiasa lard fumée de saosisy no ampiasaina
de asiana paty sy le sôsy ary atody sy kotomila :oops::oops:
tena tsy haiko 'ty re7iray 'ty fa afapo za
au lieu de mampiasa lard fumée de saosisy no ampiasaina
de asiana paty sy le sôsy ary atody sy kotomila :oops::oops:
tena tsy haiko 'ty re7iray 'ty fa afapo za
3. nolalaina
(
12/12/2006 09:53)
Arakaraky ny halavan'ny soukril ihany no isan'ny vavan'omby ataonao miaraka @ kou!! hihihihi :-D :-D
:-P
:-P
6. xxx
(
13/12/2006 12:54)
I diamondra dia miteniteny foana fotsiny , ry fasaly indray moa tsy maharaka mitsy vao naheho hoe 69 de taitra nefa tsy hainy , rasitlo ndray tsy maharaka de manopa :-D ka inona ary ilay izy e!? soukril sy vavan'omby miaraka anie izany ry reto e ! :-P
12. ikaretsaka
(
17/12/2006 03:57)
vavanomby sy soukril ny lasopy 69 fa misy tsy mahay kay
na lasopy sao sisy (6)
andrahoina vaovao (9)
=))
na lasopy sao sisy (6)
andrahoina vaovao (9)
=))
13. jigs
(
20/12/2006 06:25)
ramatoa sy rangahy mpivady izany hono no namorona an'io pisola io voalohany! ary ry zareo tena mahay an'ireny ataon le ninja gasy eny analakely ireny: mitsongolongoloka sy mitsambikimbikia ireny ,
14. xxx
(
11/02/2007 21:51)
ts zany fa diso daholo nareo fa soucril sy vavanomby re zany ry adala reto ah tena lol ts