ventsom-hahatsiarovana

22. tslem
(
13/12/2006 12:03)
Madagasikara tanindrazanay
tany sarobidy masina sy soa
lova soa nomen'ny razanay taloha
maty ho anao no tena lazanay
:)
tany sarobidy masina sy soa
lova soa nomen'ny razanay taloha
maty ho anao no tena lazanay
:)

23. kelly13
(
13/12/2006 18:28)
... mitsangàna ry tanora
mitsangàna f'aza manana ahiahy
zao andro sady ora
mijora sahia tokou ho lhl!!! (sy vhv)
:)
mitsangàna f'aza manana ahiahy
zao andro sady ora
mijora sahia tokou ho lhl!!! (sy vhv)
:)

25. Bakobako2
(
19/12/2006 18:41)
Zanahary ô tahio ny Tanindrazanay
handroso lalandava
handry fahizay
Enga anie hanjaka ao
Ny saina amhay miray
Dia ho tany sambatra , ilay MADAGASIKARANAY
handroso lalandava
handry fahizay
Enga anie hanjaka ao
Ny saina amhay miray
Dia ho tany sambatra , ilay MADAGASIKARANAY

26. pissoa
(
19/12/2006 19:50)
'Reo mpitondranay arovy lalandava koa
Tolory saina hendry, kinga sy mahay
Ka ny marina anie no tena hanjaka ao tokoa
Dia ho tany sambatra ilay Madagasikaranay.
Ny taranakay, tahio ho vanona tokoa ;
Ireo no solofo, ndimby, rahatrizay
Mba ho tena mahatoky, feno fahendrena koa
Dia ho tany sambatra Ilay Madagasikaranay.
Tolory saina hendry, kinga sy mahay
Ka ny marina anie no tena hanjaka ao tokoa
Dia ho tany sambatra ilay Madagasikaranay.
Ny taranakay, tahio ho vanona tokoa ;
Ireo no solofo, ndimby, rahatrizay
Mba ho tena mahatoky, feno fahendrena koa
Dia ho tany sambatra Ilay Madagasikaranay.