tohizo ny lalantsika

1. lalab ( 09/12/2006 19:26)
zay ndray zany zao no ady eo an
De ho aiza, de haninona, de ahoana?????????????
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:15
2. xxx ( 09/12/2006 19:31)
ka efa hoe tohizo ny lalantsika ko inn ndray , ka lalan'ny mpanohitra ve aloha sa lalan'ny inona ty lazaina e !
3. xxx ( 09/12/2006 20:07)
tsy ihany izy anaovana anareo

ohatra ny hoe,
lalab: jereo fa ratsy be ny lalana dia tsy tafavoaka ny vokatry ny tantsaha
ra8: aleo ary fa atao laharam-pahamehana ny lalana eh
lalab: dia atao inona izao lalana

4. lapino ( 10/12/2006 03:49)
xxx:
lalab: dia atao inona izao lalana
ra8: hotohizana ny lalantsika :wink:


5. fijo ( 12/12/2006 22:39)
:lol::lol::lol:
lalab:de lalana mankaiza.
ra8:mampakatra vokatra
lalab:vokatra avy aiza
ra8:avy any an tsaha
lalab:saha aiza?
ra8:any ambanivohitra
lalab:
ambanivohitra aiza?
ra8:any aminareo
lalab:aiza kay ny any aminay?
ra8:any amin'ny 1.
6. bazylou ( 13/12/2006 00:14)
tohizo ny lalantsika ho any amin'ilay devika 26000 le 8 a!!!
7. fijo ( 13/12/2006 05:57)
elahy letsy ry bazy kely tena mampiomehy.
8. mandrindra ( 13/12/2006 09:20)
angaha moa izany resaka arabe fotsiny no tian'iny slogan iny ho lazaina???????
9. fijo ( 13/12/2006 22:15)
aiza kosa le????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.3455