expresse

1. colar ( 09/12/2006 12:34)
to tsita tsony ko ny site expresse kty
mba omeo njay ra xxx azafady a,poltika ihany sao reraka nareo,merci e
novalian'i Fiffi ny 12/12/2006 11:58
2. xxx ( 09/12/2006 13:45)
Tsary manana aho ih! Toa ny site mihintsy no misy olana. Fahatsiarovana sisa :lol::lol::lol:

3. rakotoline ( 09/12/2006 16:57)
:^)tena soa fa misy serasera ary misaotra anao iany ko nilaza fa izaho aza mba fanina nitady,misaotra e:?:
4. Achia ( 09/12/2006 19:39)
to nivadika kangoo ndray hono zao le expresse e ! :°)
5. Fiffi ( 12/12/2006 11:58)
ié ! tsy misokatra io zao ....t@ Asabotsy no farany zao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2637