hanao hotel 5etoiles 300chambres Ravalo!
21. simplex
(
12/12/2006 18:06)
xxx,
omen'le bitro atsy "tsy navoa tain'akoho" toi fa ataovy eo ihany :-D:-D
omen'le bitro atsy "tsy navoa tain'akoho" toi fa ataovy eo ihany :-D:-D
22. lapino
(
12/12/2006 19:21)
Maninona moa na ripaka aza ny bitro raha mandroso 1 santimetatra ny firenena kle ? Mainka vao hampitomboina aza ny cheptel ko, tsy hainareo ve zany hoe ... bitro ? :-D:-D:-D:-D
30. simplex
(
12/12/2006 20:01)
:-D:-D
totohondry tsy mivokona @ zao tsy mivokona intsony kle :°)
lasa aiza le bitro teo,
asehoy ny rambon'la fa kely sisa d tsisy baraka tsony :-D:-D
totohondry tsy mivokona @ zao tsy mivokona intsony kle :°)
lasa aiza le bitro teo,
asehoy ny rambon'la fa kely sisa d tsisy baraka tsony :-D:-D
31. lapino
(
12/12/2006 20:17)
Kay lety e! :-D:-D:-D:-D
Tena tsy misy voka-dratsiny ho an'ny bitro ndray zany raha tsy misy hihinana ko! 8)
xxx > danzz ndray nenao iny an ! :-D:-D:-D
Tena tsy misy voka-dratsiny ho an'ny bitro ndray zany raha tsy misy hihinana ko! 8)
xxx > danzz ndray nenao iny an ! :-D:-D:-D
32. xxx
(
13/12/2006 07:20)
Aleo ihany nefa atao ripaka ny bitro fa manjary mandoto tontolo iainana refa ... :wink::-D:-D:-D
33. simplex
(
13/12/2006 21:40)
zezi-bitro kosa v hitovy @ zezik'omby 8) sa zay le hoe aza no akeliny no jerena fa ny zava-bitany :-D:-D
34. cutie
(
13/12/2006 21:42)
Mpandefa : kitjo [ Valio ] 08-12-2006 04:26:29
Lohateny : hanao hotel 5etoiles 300chambres Ravalo!
Araka kabarin'i Ravalo omaly hono dia be dia be ny zavatra ho ataony ao Tana....marobe tokoa fa nisongadina t@zany ny hoe hanao hotely be izy 300chambres...5etoiles...
milay e!
hitombo ny asa, mihatsara ny tanana..sns
Fisaorana an' Antananarivo hono no tena antony ka hotanterahiny dol ny fampanantenana satria Tana no nahazoany vato be inddra...izany tsy milaza hoe tsy hanao @ faritany hafa fa mbola ho avy koa ny any fa ny ao Tana aloha no efa tapaka ny heviny!
hita mitsy fa repoblikana i Ravalo :roll:
35. xxx
(
13/12/2006 22:09)
simplex:
zezi-bitro kosa v hitovy @ zezik'omby 8) sa zay le hoe aza no akeliny no jerena fa ny zava-bitany :-D:-D
Ie, zay mitsy :-D
Ôk'zay fa sao kapohin'lap eo zah nefarany :-P:-D
38. lapino
(
14/12/2006 00:17)
cutie, ny zavatra efa tsara aloha dia hoe mba misy zavatra miainga fa tsy mihodinkodina ohatra ny hatramin'izay foana. Dia aleo hiainga aloha ny fiaingana :)
Fa na aiza na aiza nge tsinona no hanombohana hanetsika an'ilay toe-karena, tsy maintsy miainga ila foana io mandritra ny fotoana kely e! ( kely = relatif :) )
simp sy xxx, fa tsy hambolena korizety nge ilay 5 etoiles e :-D:-D

39. cutie
(
14/12/2006 00:32)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 14-12-2006 01:17:16
Lohateny : Re : hanao hotel 5etoiles 300chambres Ravalo!
cutie, ny zavatra efa tsara aloha dia hoe mba misy zavatra miainga fa tsy mihodinkodina ohatra ny hatramin'izay foana. Dia aleo hiainga aloha ny fiaingana
ka io hotely io ve no tena mahamaika indrindra :roll::roll::roll:
40. Zina
(
14/12/2006 01:27)
fijo [ Valio ] 08-12-2006 23:53:01
Lohateny : Re : hanao hotel 5etoiles 300chambres Ravalo!
jareo daholo aloha e.
ny soa azo.
-fahatsaran'ny tanana;
-asa hoan'ny olona vitsivitsy na maromaro
-mety ahasarina vahiny=vola vahiny miditra
-mety hanova ny firenena satria hanana rafitra handraisana fihaonana lehibe.
-hampandroso ny vidimbokatra(satria mila mpamatsy izany)
io no tena valony tsara....miditra ny olona izay manaombola hijery ny Dago..na ny business men rehetra miditra ny secteur prive mandroso ny Dago...
Tsy maintsy mampiakatra ny niveau de vie ny olona izy (asa) ary tsy misy afa tsy io aloha no azo atao...rehefa tonga ao dago ny secteur prive mampiditra piasa ka inona ndray ary no tadivinareo???? mahafantatra ny mahasoa ny dago mihitsy ny fahitako azy...tsy maintsy ampidirina ao dago ny business....