dadabe

61. fasaly ( 16/12/2006 22:27)
:evil: tsy izany lay izy ry exdadabe a!:evil:zà sy tena dadabe aza tsy niaona zany tany dago:evil: i ari.malala ihany no niaona tamiko:?
fa io fanotaniko io ambony io...lazao ahy fotsiny aza ny fiatombohan'ny lay anarana fiantsoana an'i dadabe tena izy any ant-trano zay zà vao mino:evil: sinon mpisandoka enao fa te haka ny beben'i dadabe taloha fotsiny:evil::evil::evil::evil:sao manantena an!:roll::-D:-D:-D:-D


diam: zay kou diam de toran'ny hehy eo ! sao i diam ihany aza no exdadabe aminy hihihih:wink:
62. diamondra27 ( 17/12/2006 08:20)
fasaly: aiza akia no ahafantarako ze bitsikareo any a!
de aiza no ahafantarako zany fihaonanareo tany dago izany?
de aiza koa no ahalalako resaka maillot de bain misy virus 'zany?

Fa za aloha de :-D:-D:-D foana na ho any na tsy ho any e!

63. exdadabe ( 17/12/2006 08:29)
fasaly> hehehehe ny fiantsoana an'i dadabe dia i P.......20....@....ail.com :-$:-$ :-w:-w aza hitako ka tsy mino le :@ fa toi hono tsy nihaona t@ i dadabe izany fa i arimalala ihany

64. exdadabe ( 17/12/2006 08:37)
:(
Mpandefa : kala [ Valio ] 14-12-2006 09:47:23
Lohateny : Re : dadabe
exdadabe wanted : izay mahatratra azy mampanao pompy 100 millions

dadabe (le vrai) koa tadiavina : izay mahita azy manao azy 100 millions koa


:roll::roll:kala kosa ee , aza atao an'izany mo e:(:(:(:( tokony mba miangotingoty ndry rehefa miteny fa tsy atao an'izany kosa e :(:( zany kala aa:cry::cry::cry:
65. fasaly ( 17/12/2006 08:40)
diam: marina ny anjy hihihihi! lay resaka virus hummmm! resaka bagdad hummmmmmm
resaka bikini hummmmmmm
resaka dago hummmmmmm izahay ihany no mahalala azy hihihi ary tsy injy marina zany:-D:-D:-*


wééééééé! ok!ok!ok! i dadabe marina io ka zay za vao mino fa i toi io an! tongasoa aza e! io fa tonga ny bitsika mangina:-D:-D:-D lay bitisika mangina anie tsy eto imasombahoaka eto fa hafatra manokana zany bitsika mangina izany aamiko e!:-D:-D:-D
tongasoa toi aza de iny klou ny bsou!:*:*:*:*:-Dela zay ry dadabe an!:-D:-D:-D:-D
66. exdadabe ( 17/12/2006 17:19)
:roll::roll: hay le bisous alefan'i fasaly ho an'i dadabe kle tsss dia aizaizany ny an'i exdadabe ????:-w:-w:-w
67. Zina ( 22/12/2006 04:07)
iza ary ny bebe volohany raha fantatr'i exdadabe?
68. xxx ( 31/12/2006 07:50)
tena tsy marina io fa tsy "dadabe" zany io klé !!!! misy zavatra ...:-$:-$ fa tsy izy zany io!!!
69. exdadabe ( 31/12/2006 19:01)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 22-12-2006 05:07:26
Lohateny : Re : dadabe
iza ary ny bebe volohany raha fantatr'i exdadabe?


bebe voulou =Zina :-$=)) hummm i Y.....ary e :-$:wink:
70. fasaly ( 01/01/2007 12:56)
zà mahalala an'i bebe vlou! fa tsy lazaiko satria hendy be lay bebe raika zay:°):-Dzany mou exdadabe ooo!:-D
71. exdadabe ( 02/01/2007 13:58)
rha tsy diso aho dia i toi kou hono efa bebe ry fasaly:wink:
72. fasaly ( 02/01/2007 17:37)
:-D:-D:-D:-D bebe faha firy hono:-D:-D
73. xxx ( 02/01/2007 20:16)
Tena ilay dadabe marina io ka hihihihi
74. fasaly ( 02/01/2007 20:28)
:-D:-D:-D:-Dzay vao nahakobo i xxx:-D
75. xxx ( 02/01/2007 21:22)
tsy izy hoa io !
76. fasaly ( 02/01/2007 22:06)
izy io ka! efa nobitsihiny ahy dool ny indices rehetra:P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096