FAMINANIANA TOHINY

1. NYAMPITSO ( 07/12/2006 10:32)
Faly mandrakariva miarahaba sy mirary soa ho antsika namana mpifandray ato amin’ny serasera ato ny tenako . Tonga eto indray za hanao fanazavana kelikely ho antsika izay liana maro taminareo no nanoratra tany aminn’ny adiresy mailaka misaotra betsaka amin’ny fanamarihana isankarazany .Tao nareo no nankasitraka sy ny liana nefa tao koa no manaraby fombanjavatra tsy atao mahagaga loatra izany samy manana ny toe-tsainy ny zanak’olombelona sady misy fiteny hoe ny mpimasy sy mpaminany tsy masina an-taniny ary voamarina io zavatra io araka ny tantaran’ny fiainan’ny zanak’olombelona . Tsy hilaza zavatra betsaka aho fa samy mandray ny tandrify azy ny tsirairay eo ampamaliana ireo izay nandefa mailaka ny tenako ankehitriny .Ka aza matahotra nareo nanoratra fa hahazo valiny mahafapo daholo amizay tadiaviny sy mahaliana azy ary maimaimpoana izany fa tsy misy sarany akory .Tsy afaka hamelabelatra zavatra betsaka eto ny tenako fa manorata de any aho mamaly izay mahaliana anareo tsirairay avy .Ireto ny zavatra efa nambarako teto JEREO FAMINANIANA 1 SY 2

Am-bava homana am-po mierotra.
Mbola hitohy

répondu par Fiffi le 11/12/2006 21:23
2. Fiffi ( 07/12/2006 10:36)
hihihihi
3. jhouhlambout ( 07/12/2006 12:11)
4. Fiffi ( 07/12/2006 12:16)
ny ampitso fotsiny hoa an'Andriamanitra ......
5. Fiffi ( 07/12/2006 16:16)
NYAMPITSO:
JEREO FAMINANIANA 1 SY 2
ary maninona enao no tsy mba mamaly ao ? :roll:


6. kitjo ( 11/12/2006 12:19)
Ahoana azo ve le jackpot tato?

tsitako le hevitra voalohany nisy sifra iny fa aleo aloha karohina
7. Fiffi ( 11/12/2006 21:23)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007