Ny nofy faniriana ndray

1. salmo ( 06/12/2006 19:35)
Mba milay zao zany oe; miarakaraka @ artiste Gasy ao Antananarivo ao, le tena milay ireny ihany anefa :-P:-P
novalian'i karinah ny 06/12/2006 22:43
2. fasaly ( 06/12/2006 19:48)
nanonofy tany angah i salmo:wink::°):-P
3. Bakobako2 ( 06/12/2006 19:57)
nofy oviana ndray io ?
4. jhouhlambout ( 06/12/2006 20:10)
nofy atoandro
5. fasaly ( 06/12/2006 20:31)
andefasako tovojay ve e!:-P;-)
6. diamondra27 ( 06/12/2006 20:36)
fasaly:

nanonofy tany angah i salmo:wink::°):-P


tsy hakanonona ps hono le fitsipika e



7. fasaly ( 06/12/2006 20:45)
:wink: tsy egzazéréna kosa njay ry d iam fa tsss! lay manompa sy manalabaraka mivatana ny ps no fafàna fa eto tsy izany velively kou!:-P:wink:
8. Fiffi ( 06/12/2006 20:47)
sa nofy ririnina ? :{:-D:-D
9. fasaly ( 06/12/2006 21:24)
mandrevy!!!:P
10. karinah ( 06/12/2006 22:42)
de mbô tatarao hoe le nofy ry salmo :-D:-D
11. karinah ( 06/12/2006 22:43)
Fiffi:

sa nofy ririnina ? :{:-D:-D
:-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.098