SARKOZY

21. ftma ( 11/12/2006 15:29)
Aleo ihany ilay Sarkozy un hongrois ka sady mampihome no mety tsara ny toniny
22. fhparade ( 11/12/2006 19:08)
:roll:milay le hira fa mivavaha mba ho sego no lany
23. Fiffi ( 11/12/2006 21:12)
heu....io kosa aloha tsy alehany eh !
24. booboo ( 12/12/2006 14:52)
fhparade > zany a ? tsy dé hitako lôtra ny fahasamihafan'ny po. an'i Ségolène sy le petit Sarko nefany.....
25. lavalava ( 17/01/2007 14:54)
:-*:-*:-*
Fiffi:

heu....io kosa aloha tsy alehany eh !



26. xxx ( 17/01/2007 15:45)
raha sarko no lany dia omano ny bagazy mody tlm ze tsy ttsy vaza.
27. Fiffi ( 17/01/2007 22:05)
lavalava:
:-*:-*:-*
iza indray zao i lavalava io ? :roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.101