Tafakatreeeeeeee

1. salmo ( 05/12/2006 22:01)
Barça! Barça! Barça! http://www.youtube.com/watch?v=8Kazk-eUrvw


Ry zareo Alleman dia nietsana teto @ Camp Nou barcelona ,ary+ atody no entina mody:-D:-D
novalian'i xxx ny 06/12/2006 19:39
2. Mandefitra ( 06/12/2006 06:23)
Arahabaina e.Mbola mitana ny maha henjana azy ronaldhino na tsy namiratra firy aza t@ Mondial.
3. ronaldo09 ( 06/12/2006 13:16)
I Real Madrid aloha dia efa ela no nanao fety fa efa tafakatra fa i barca notsotsofina mihitsy!
4. Samoana ( 06/12/2006 14:05)
nahafinaritra ny lalao, indrindra t@ mi-temps voalohany=D. Raha matin'i Giuly ny fahatelo dia nisy demostratiô nigagàna angamba nanohy izany
5. xxx ( 06/12/2006 19:39)
Noheviriko fa mba baolina gasy kaika tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1122