marina mihitsy izany porofoy ary e!
izaho mantsy tsy mino izany cote ethnique izany ao tana ao; ny mponina ao aza toa avy any @ faritany ny akamaroany nifidy an-dRa8 - sady ny olona koa anie izao efa mandinika vao mifidy e, raha tsy t@ andron'i Deba izy ity ka hoe na efa ita fa maloto izao de mbola tsy miala @ io f ai ny anay e, avy aty aminay e ...