hatao teny vazaha sa gasy sa angisy, sa espagnol,sa...

21. xxx ( 05/12/2006 16:38)
Aza so de vehivavy aza i "tezitra" ;-):-D:-D
22. tezitra ( 05/12/2006 16:48)
DAME SOLEIL XXX,VEHIVAVY NA LEHILAHY kel rapport, tu vas jouer le sexisme ou koi

Y'A QUE LE POISSON MORT QUI SUIVE LE COURANT
23. kitjo ( 05/12/2006 16:55)
efa oe aza atao tratry ny 4desambra ny hatezeranao...

sa tsy izany moa le izy ry tezitra?
24. xxx ( 05/12/2006 17:07)
tezitra, aza tezitra enao fa somonga ny ahy :lol:

F'angah tsy tsiky dia ampy :D dia respect :lol:

25. Tokinao ( 05/12/2006 19:56)
hery:

...
Miezaka isika miteny gasy tsara... izay tsy mahavita miteny tsara na tsy zatra dia tsy maninona fa ezaka no atao.

Mety ho very ny pub sns... tsy maninona izany. Ny maha malagasy aloha vao ny resa-bola.

Mety tsy ho azon'ny vazaha... tsy maninona. Afaka mijery takelaka hafa miteny vazaha ny vazaha. Raha hatao frantsay mantsy dia tsy ho azon'ny amerikana sy ny sinoa, raha atao teny anglisy dia tsy ho azon'ny espanola sns... Dia atao teny gasy, izay vazaha te hamaky dia na mianatra teny Gasy na mitady site miteny vazaha.

Afaka miditra eto tsara ny vahiny... (misy vahiny vitsivitsy eto... tena vazaha). Fa anjaran'izy ireo no mandray izay voarainy amin'ny teny Gasy. Misy amin'izy ireny manoratra amin'ny teniny... fa aza gaga anefa raha valian'ny namana amin'ny teny malagasy.

Gasy ihany e :-)


MISAOTRA E ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
Momba ilay teny fampiasa de mbô efa nandefa eritreritra momba io koa za fa http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45316f50953c2
26. xxx ( 05/12/2006 20:25)
tezitra:

DAME SOLEIL XXX,VEHIVAVY NA LEHILAHY kel rapport, tu vas jouer le sexisme ou koi

Y'A QUE LE POISSON MORT QUI SUIVE LE COURANT


misy fofona poisson be zany eto:D


27. oufouf ( 05/12/2006 20:30)
Y'A QUE LES POISSONS MORTS QUI SUIVENT LE COURANT



DAME SOLEIL XXX,VEHIVAVY NA LEHILAHY kel rapport, tu vas jouer le sexisme ou koi

Y'A QUE LE POISSON MORT QUI SUIVE LE COURANT


ô ry tezitra , aza tezeranao laotra ireo trondro ireo , jereo izato izy fa lasa daholo ...efa niavitsy
LES POISSONS taloha dia lasa LE POISSON
andraikaky ô , atramin' ny trondro aza lasa fa tsy mihaino an' i tezitra intsony
lasa tamin' ny 04 décembre ngah !
28. Papoose ( 05/12/2006 20:57)
tezitra:

diamondra:*(l),fa tadidio fa misy koa ny gasy tsy mahay teny gasy nefa mba te hahafantatra an'i gasikara sy ny zavamisy(ex ny zanaka gasy sasany andafy)

total respect zero limite



betsaka ny site gasy afaka hidirany fa eto anie site gasy MITENY GASY e.PERIOD. rehefa tsy voafehiny le teny gasy eto dia aleo tsy manketo fotsiny fa raha ny site gasy @ fiteny hafa anie betsaka e! ary betsaka de betsaka tokoa ny website miresaka an'i gasikara sy ny zava-misy @ teny frantsay na anglisy na expagnol na italian na zay mety hitiavanao azy eo!
fa natao miteny gasy eto mba ho tena "hafa e"
na raha zah tezitra ka te hanome fahafahampo ho an'ireo "zanaka gasy sasany an-dafy" reo zah dia manamboatra website ray hafa mihitsy milaza momba an'i gasikara sy ny zavamisy dia ataon'i tezitra multi-fiteny mihitsy @ zay enao mety fo faly fa tsy tezitra intsony :-D dia @ zay koa ny zanaka gasy andafy maharaka tsara ny vaovaon'i gasikara sy ny zava-misy!
29. xxx ( 05/12/2006 21:28)
Mapalelo re i tezitra fa aza ifandrimbonanareo a! sô de lasa tsy tama-monina ato ntsony izy io :( de manjary tsy de misy ady hevitra intsony ato @ namana serasera :D
sa ts'zany moa ry tezitra kely ? :-D :-D
30. Fiffi ( 05/12/2006 22:02)
tezitra:

Y'A QUE LE POISSON MORT QUI SUIVE LE COURANT
ka atao inona ary le poiskay ry tezitra ? sady izy efa hoe maty zany koh .....:{:{


31. fijo ( 05/12/2006 22:08)
tezitra an,tsy teny ratsy letsy ny teny gasy ,ka aleo io no ampiasaina eto an.ny tanjona eto dia ny anome lanja ny maha gasy,ka aoka samy hanaja an'izay
32. maintsokely ( 06/12/2006 00:16)
O ry zareo a!
Inona no ifandraisan'ny teny gasy lolazain'ny Tezitra sy ny 700 electeurs tsy nifidy ?

I Razoky koa aloha hafahafa e! ohatran'ny very fihinanana tamin'ny andron'i R8 jereo ny post hafa.


33. diamondra27 ( 06/12/2006 08:45)
xxx:

[quote=tezitra]
diamondra:*(l),fa tadidio fa misy koa ny gasy tsy mahay teny gasy nefa mba te hahafantatra an'i gasikara sy ny zavamisy(ex ny zanaka gasy sasany andafy)

total respect zero limite


So de mba manavy ary "tezitra" :-D

manokatra post i "tezitra"
...
izy ihany no manoroka ny tenany

...

xxx: lazaiko anao aloha fa za diamondra fa tsy mitondra ny ps"tezitra" an
34. fijo ( 06/12/2006 22:43)
maty aho tezitra kely le
35. kitjo ( 08/12/2006 04:17)
hihihihi

za ko mba gaga ry maintsokely!
36. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:21)
maintsokely:

O ry zareo a!
Inona no ifandraisan'ny teny gasy lolazain'ny Tezitra sy ny 700 electeurs tsy nifidy ?

I Razoky koa aloha hafahafa e! ohatran'ny very fihinanana tamin'ny andron'i R8 jereo ny post hafa.





hatraty io tsy mahazo ny tiany hahatongavana io
37. njrtinah ( 08/12/2006 15:04)
I Karetsaka ndray nahazo fihinana vao2 an! SAo de mba misy sorisory re ny any ?=D:@
De aôna ny aminay tsy mahalala fa ny alahady andro fivavahana ?
Mila mitandrna tsika zao karetsaka sao de "wanted" eo ndray refa avy eo!
38. fijo ( 08/12/2006 21:57)
inona daholo izany le??????
39. sitlo ( 10/12/2006 03:25)
SALMO: :-D
40. BloodTitan ( 10/12/2006 10:05)
SAO DE TOKONY HAFINDRA TOERANA ARY ITY LOHAHEVITRA IRAY ITY E??? OTRANY TSY HITAKO MINTSY ALOHA HATRETO NY MAHA POLITIKA LE RESAKA! FA AMIKO ALOHA IO TEZITRA IO DE HITA FA MENATRA NY MAHA MALAGASY AZY IZY E!! KA NY TIANY HAHATONGAVANA DIA OE ASIO PEJY AMIN NY TENY VAHINY ITY SERASERA ITY. RA IZAHO MANOKANA INDRAY ANEFA DE ALEO RANGA PEJY GASY OTRAN IZAO IANY A!!! ANY AM TRANONKALA HAFA NGA MISY PEJY HO AN NY MALAGASY ZANY!! KOA MANINONA NO OE ATO NO ASIANA AN ZANY!! MBOLA TAKAITRAN FANJANAHANTANY AVOKOA ZANY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081