Tô méty 1er tour hiany dé ho vita
22. Lejim
(
05/12/2006 13:41)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m457032468bf93
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456f09769ce4a
Ireo izany resaka izany ry hery fa nitaraina teto mihitsy aho momba azy ireo! :-D

23. kelly13
(
05/12/2006 13:59)
tezitra kou an!!!! tsy mila justess grmatical marina zany fa aza afangaro ny akoho sy ny vorona i.e. ny feminin sy ny masculin, na ny lahy sy ny vavy! zay fotsiny ary aza tezitra intsony enao hoa, mba soloy hoe faly @ zay ny ps-nao fa enao io ange zao hitako fa mmhhh mafatifaty b e! mbola :-* zato izy!!! sa tsy handray??? :)
24. tezitra
(
05/12/2006 14:01)
Bold textalors, kck vous en dites,
ny mahagaga dia ny incapacité ny sasany hi-s'indigner our des conneries pareil, izany no tsy mahataitra anareo @ grvité ny kôzin-dra8 angamba
ALORS HISY INDRAY HITENY FA RESAK'olona TSOTRA TSY TOKONY HASIANA SIRA IO.
ALORS JE METS AU DEFI CETTE PERSONNE D'eCRIRE PAREIL saloperie EN FRANCAIS OU ANGLAIS SUR LES FORUMS INTERNATIONAL (EXemple, forum metro, ou TF1) dia @ ordinateur-ny fa tsy @ cyber no anaovany azy, et on verra. SAUF QU'on est avec de peuple de Moramora, donc...
c comme les connerie de ravalo, qui n'indigne personne
C VRAI QU'AVANT TOUT LE SOUS-DEVELOPPEMENT est un ETAT d'esprit
moi je mets au défi ny olona milaza fa izaho no mi-derappe. MOI C DU DERAPAGE CONTROLEE .
C ZERO LIMITE MAIS TOTAL RESPECT

26. Samoana
(
05/12/2006 15:39)
Matetika ny namana mpaniratsira miharo ozona sy ompa eto dia ireo miafina anaty pseudo tsy dia nameno ny mombamomba azy. Efa prémédité ny zava-kinendriny ary miovaova anarana izy.
Marina fa tsy misy ankisava karatra eto saingy mety hanatsara ny fiaraha-monina raha toa ka miezaka manome sary 1 isaky ny pseudo ny namana mpandray anjara . Tsy miafina intsony raha tena sahy hiatrika adihevitra izany,indrindra moa fa samy miseho ho te hampandroso ny fireneny sy ny mahagasy azy ny rehetra:wink:

27. fijo
(
05/12/2006 23:35)
hery tena nisy tato io,ary za koa nagataka ny hanesoran azy fa tsy mety eto.