FETY ROMA

1. colar ( 04/12/2006 22:04)
ho an zay te hanao reveillon aty roma,rdv termini am 6 ora hariva,eo am bus 910,LASA ZAO,5 EU sy kaly d vita e,zay mila fanazavana fanampiny manorata amiko
novalian'i colar ny 11/12/2006 20:47
2. fasaly ( 04/12/2006 22:11)
:-D:-D:-D:-D
3. colar ( 04/12/2006 23:00)
inn ko zao no mampme anjy am zany,tssssss,njy an,
serieux io a,fa le rdv no mety frizy b kanefa,hahahhah, to otran adaboka ihany fa hiomehezan fasaly fotsiny,za marina to tsy hoany am termini zany fa frizy b kle,any boccea ny rdv
4. vale ( 04/12/2006 23:39)
colar: ka ilay fiteninao azy kosa ange e,:lol:, 5eu sy kaly dia vita e, ihihihihihihi:°)
colar: mety ho tonga tapoka ah, miaraka @ tafika ray manontolo!:D:wink:
5. vale ( 04/12/2006 23:40)
ao fa hanoratra za haka ny fanazavana fanampiny!:D
6. malalatinasoa ( 05/12/2006 02:25)
tena izy sa esona b?
7. colar ( 05/12/2006 22:16)
tena izy fa tsisy esona,jereo ao am malagasy.it ny fanasana ofisialy ra ohatra ka misy liana,ao am site ny ambasady eto roma ko misy,fa saingy mila miaraka amiko fa sao tsy ampidirin ol eo a,hahahhahhhah
8. boubounezy ( 09/12/2006 23:56)
mba té ho any fa ny lalana mandé any zay tena sarotra bé ra ts zany mba nandé tany ny tena.:(:-D
9. kelly13 ( 10/12/2006 19:15)
za klou mety tonga tampoka e! tsy haihay na marseille na roma na milan no andehanako, mbola tsy décidée zahôôôoô^!!! :oops:
10. diamondra27 ( 11/12/2006 15:46)
colar: tena kozy io an!

ho any doly nge reto sipa reto e!
de @ manaraka jereo le agence de ataovy ny pro de asivo ry zalahy.

Masaka io e!
11. colar ( 11/12/2006 20:47)
tena marina wa io, jereo ao am
malagasy.it ny fanasana ofisialy,zahay anie nivory tao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.299