Hoy ny gazety frantsay

21. Achia ( 05/12/2006 20:09)
inona no mampime an'i toutou fiffi ? :-D:-D
22. Tanora ( 05/12/2006 20:16)
mandreraka be ny avoakan'ny gazety vahiny:ny tena sary ratsy indrindra aty madagasikara no tiandry zalahy,mandehana mibalady eto antananarivo ianareo, na alina na atoandro, samy manana ny asakeliny daholo ny rehetra, marina fa misy ireo mahantra, fa samy mihezaka ny ihinana, tsy ohatra ny any frantsa ohatra, ny mandainga ho saomera no be, nefa ireo dia ampian'ny fanjakana, raha pays developpé isika dia mahazaka izany fanampiana izany,mbola alvitra ny diantsika vao ho tena pays developpé isika satria ela loatra isika no niaina tanaty halatra, zay rehetra fanampiana no nanasoavana ny firenena efa lasa alavitra toy any maurice isika, ny mpivarotena indray dia ny zazavavy manana ny fianakaviany nefa te hanaraka lamaody sy hanambola no betsaka @ ireny, mahamenatra, mpianatra ny 60°/° @ ireny raha tianareo ho fantatra, manja, tsara bika nefa dia noho'ny fitiavana ajejoana dia....
23. Fiffi ( 06/12/2006 18:14)
Tanora:
mandreraka be ny avoakan'ny gazety vahiny:ny tena sary ratsy indrindra aty madagasikara no tiandry zalahy,
tena mahagaga tokoa hoe eh ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309