Mandeha tsara hono ny fifidianana
21. Imahaka
(
03/12/2006 17:50)
Ié, misy manely tsaho tokoa nefa milamina ny tanana.
Ravalomanana largement en tête à Toamasina o^o

22. kitjo
(
03/12/2006 18:13)
vaovao farany:
Betafo: mitarika eo @ 70% mahery ravalo...mbola birao vitsy2 no azo ny valiny...
Ilakaka: mbola tsy mikatona ny birao fa mbola betsaka ny olona milahatra hifidy

23. jefra
(
03/12/2006 18:16)
Betsaka marina ny manely tsaho :evil::evil:
Ny nahitako ireo resaka ireo no nanoratako manokana ho anao fitjo, dia novalianao an-kolaka.
Ny mba iangaviako, raha azo atao, dia ny manamarika ny source d'infos hoe perso, rohy raha misy, tsaho heno ... Heveriko fa ho mora kokoa ny manao recoupements.
Imahaka> Birao firy hono io? Dia mba omeo chiffre moa e (80, 60 ;-);-))

24. Imahaka
(
03/12/2006 18:19)
l'envoyé spécial de RFI intervenant à 18h02 affirme qu'à Toamasina "dès le début du dépouillement les traits à la craie sur les tableaux noirs donnaient déjà une large avance au président sortant Marc Ravalomanana".
io hono ;-) :?
io hono ;-) :?
25. kitjo
(
03/12/2006 18:27)
jefra> olona avy any dago no mandefa vaovao ho ahy io...
raha amin'izao ora izao aloha tsy hahazo vokatra ofisialy mihitsy isika...
ny tsaho moa dia tsaho eny ihany koa!
tsy azoko, nandefa hafatra aiza ianao? sao d fijo no nandefasanao fa tsy za
fitjo hoy ianao kanefa ato misy hoe fijo sy kitjo ka iza amreo?
tsy naharay hafatra manokana zany aho, novaliako an-kolaka aona koa moa?

27. jefra
(
03/12/2006 18:43)
Imahaka >> Misaotra am precision.
kitjo >> Tena ianao no iresahako fa diso fanoratra aho. Izaho nilaza hoe zarao ny azo no nalazaiko ho manokana.
Tadidiko tsara fa tany Ambositra aho tam soiree d'election toy izao tam 2001. Niari-tory hatram 3h (tsy misy internet fa radio d tv) d mamo fotsiny fa tsy naheno vinavina akory.
Mba mahazo projection n'ny grandes villes kosa angamba vao matory!

28. kitjo
(
03/12/2006 18:59)
ay ve e
ka efa novaliako io lay izy oe tsy misy vaovao misongadina oa avy ao@ Magro t@fotoana namaliako anao io fa miandry PV fts zareo
@zao ora izao angamba no misy fa ni se deconnecter ilay namako tao fa hoe sahirana!
tsy namaly an-kolaka anao aho fa i bmw307 nananihany teo no novaliako sangy2 koa!
manantena ahita vaovao zany rf mifoha fa aty amiko ange zao ry jefra efa 2h40 maraina e

30. akama2006
(
03/12/2006 19:16)
kitjo> andana amin'izay matory fa i ra8 anie tsy mainsty ho lany e!:lol::lol::lol::lol:fa avy eo dia ahona ny tohiny tantara:?::?::?::?::?::?:ahhhhhhh!
31. Fiffi
(
03/12/2006 19:18)
vao2 farany : tsy mamoaka valiny partiel fa hatambatra daholo hono hoy ny observateur ! fa na izany aza de tsy misy hatahorana ! tena ho lany 1er tour Ravalomanana raha zao no mitohy......
32. kitjo
(
03/12/2006 19:18)
mbola tsy te dodo akia za ra tsy mahazo valim-pifidianana maromaro an..hihihi
sady ts mianatra radem!
ny tohiny? MAP (madagascar Action Plan)
za aloha mino fa betsak any hanakorontana fa na hisy aza ny korontana tsy ho grave b ary tsy haharitra..

33. jefra
(
03/12/2006 19:19)
Tsy nampoiziko iny ry kitjo. Bonne nuit zany :-*:-*:-*
D aza hadino ny mametaka le T Shirt, d manofisa tsara (l)(l)

35. jefra
(
03/12/2006 19:42)
Tana ville izany karazan'ny 70% mahery Ra8 (vaovao RFI Afrique 19h30).
SMS perso venant de Fianar:
Mitarika hono Ra8 ao Fianar, Herizo faharoa. Fa manana avance lavitra be Ra8. Tsy nanome chiffre le olona.
Lahiniriko mitarika any am Sud Est.
Pety: mitsimpona akotry.
Milamina ny tany.

36. akama2006
(
03/12/2006 19:45)
kiyjo> be pretendant anie nareo izany e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D efa hoe 100% hoa! ny map aloha tsy ho hita ary ny exile no mety ho betsaka!:-D:-D:-D:-D :*
37. kitjo
(
03/12/2006 19:47)
pretendant @inona njay io ry akama?
za nge oa tsy mahay miteny frantsay e
ny tantara dia mbola mitohy e...
za nge oa tsy mahay miteny frantsay e
ny tantara dia mbola mitohy e...
38. kitjo
(
03/12/2006 19:53)
vaovao @RFI izao
http://www.tv-radio.com/player_generique/player.php?Player=./players/rfireal06&Stream=http://www.tv-radio.com/station/rfi_afrique/rfi_afrique-20k.ram&iframe=http://www.rfi.fr:80/statiques/playerAudioPageDescDefaut.asp&video=afrique_direct&s2=31&s=220858

39. akama2006
(
03/12/2006 19:55)
aleho ho any ary rehef atsy kopy inaoa fa sty olana akory!fa ny tanatar di mbola mitohye,mitohy e!:-D:-D
40. ikaretsaka
(
03/12/2006 20:15)
aleo ho tsarain'ny atao sy ny olona eo e
tsara daholo izany
rehefa milamina ny tany de izay no zava-dehibe